Tokony hoe
21. pitchou
(
09/09/2005 17:40)
laozy manenjika isan-tsipa eo d virja mandra-pafaty otran'le namana zay!:roll:
23. mandrindra
(
12/09/2005 08:52)
booboo, ny anao izany raha mbola hoe mpisipa fotsiny dia mahazo manao be dia be fa rehefa mpivady izao vao voarara ?
25. deghany
(
12/09/2005 13:24)
miserana:
Tokony hoe manao sipa im-piry kay vao manambady?
tokony we lany tsoka!! hihihihhihihihih
laingako io an!! hehehe
28. deghany
(
13/09/2005 08:59)
mandrindra:
fa angaha ny tsoka mety lany ry deghany ?
f'anga de alaina an-tendrony ry lety e! hehehehehe
31. miserana
(
14/09/2005 01:55)
Dia tokny hitovitovy ve ilay sipa alaina sa tokony tena mba samihafa mihintsy?
34. deghany
(
14/09/2005 10:01)
mandrindra:
ka eny amin'ny tendrony no ivoahany ko !!
mivoaka eny @ tendrony ve le tsoka??? de mbola tsoka v zany no anarany @zany le!!
35. xxx
(
14/09/2005 10:09)
tokony manao sipa firy akoatra ny vady ? zay no tokony fanontaniana :-D:-D raha izay de atao samy hafa sady asiana miserana de asiana maka maka toerana :lol:
37. mamzelkely
(
15/09/2005 12:16)
mhhhhhhhh:roll: firu tokoa?? sur alo fa iray ny ofisialy e!! fa le ts ofisialy no....:roll::°)