tsy haiko zay atao ....

1. xxx ( 07/09/2005 12:43)
tena kivy za ry zareo a
efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapako fa tena vitsy ny sipa gasy libre,sipa maromaro no nanintona ahy fa izy rehetra efa misy olona miaraka mainy daoly( environ 18-22 ans) ka tena manomboka manontany tena za hoe inona no azo atao, aiza no mety ahitana zay sahaza, fa lasa aiza daoly ny sipa gasy 18-22 ans ??? lasa any andafy daoly ve sa sendra an'le mba tsy libre fotsiny za?
répondu par kiali le 07/10/2005 19:57
2. cristal ( 07/09/2005 12:58)
(l)Salut ra xxx an!Fangaha nareo tena tsy mivavaka kosa no tsy mahafantatra lay teny hoe:AZA MAMOHA NY FITIAVANA RAHA TSY MBOLA TONGA IZY!Mampahery anao fa ny lehilahy betsaka moa koa ny vehivavy mbola maro no variana mianatra ka tsy de hoe tsy libre izy ireny fa ny anjaranao de ny,miaina am-pinoana,sy fanantenana ary am-pitiavana e!Aza dodna fa ataovy maro ny diplome satria mety ho tian'ANDRIAMANITRA ho manam-pahaizana be ohatr'ilay ho vadinao ianao de mbola tsy ampihaoniny aloha,na koa mety efa misy mba tia aningahy ihany fa mety misy toetra tsy de azoazony de mbola tsy manantona anao izy!Ny vodin-tsobika aza hono manan-tandrify ka vao maika lehilahy bogany be ohatran'io ve de tsy ahazo sy omen'ANDRIAMANITRA NY SAHAZA azy refa hitany fa matotra!Mivavaka hoanao zahay eto @ namana mpiserasera e!De mahità zay sahaza sy ny anjara de manantena foana oa!
3. avana ( 07/09/2005 13:05)
Slt!
Za vevavy, 20 ans, libre (y a quelques mois) fa ts mbola te-hi s'engager aloha.....:(
4. avana ( 07/09/2005 13:08)
Slt!
Za vevavy, 20 ans, libre (y a quelques mois) fa ts mbola te-hi s'engager aloha.....:(
5. avana ( 07/09/2005 13:11)
Slt!
Za vevavy, 20 ans, libre (y a quelques mois) fa ts mbola te-hi s'engager aloha.....:(
6. ralaisa ( 07/09/2005 13:13)
Aza mba taitaitra.Ny llahy hono tsimba ratsy,ary tsarovy fa ny vvavy dia 10 avo heny aminy isany llahy eto Dago.Llahy maditra be tsy alehany aza mahazo ny anjarany.Arovy ny fahadiovana sy ny fahatanoranao hoy ny baiboly.Aza maika fa mbola ho eo foana ihany.
7. pika ( 07/09/2005 14:01)
io tsy misy hoe handeha aho hitady fa hita ho azy miadana eny
aza mihidy an-trano fotsiny fa mba mifanerasera @ olona, midira fikambanana, manaova activité ...
ny vodintsobika aza manatandrify fa maika fa enao
8. diamondra27 ( 07/09/2005 15:01)
toa fomba fiteny fotsiny le hoe voditsobika ary manatandrify fa tsy valable pour tout le monde le izy koa.

Manontania tena ihany aloha fa sao taraiky eo ary koa anefa aza maimaika fa sao mahazo ny tsy tokiny ho azo.
Ze maharitra hono vadin'Andriana ary ze tsy maharitra kosa vadin'ikotokely
Zany 20ans zany ange mbola tanora raha @ zao fotoana no lazaina e! aleo efa azo daholo ny asa, trano vao maimaka ny hitady vady fa ho velominao @ inona eo ty izy, zanak'olona ve ampijalianao eo? de raha miteraka de aona? Mangalaha aloha fiainana e!


9. booboo ( 07/09/2005 16:34)
mitovy hevitra @ pika.

diamondra 27 > mitady sipa ange izy fa tsy vady. Tsy mitovy klou zany amiko e
10. xxx ( 07/09/2005 17:06)
XXX aza kivy zany,
ny iray ve no lasa dia kivy ianao, isika sy ianao zao mitovy cas saingy zao v ehivavy fotsiny,kivy aho nefa ny ataoko ao andohako dia hoe tsy maintsy mahazo ny sahaza aza ny olondrehetra, fa miandry sy mila fotoana fotsiny, ny taolan_tehezanao zao efa miandry anao any , mivavaha ho azy fotsiny fa ho tonga @nao izay irin ny fonao, za ko aza kivy nefa la vie continu, mahita miandana eo ihany ianao
izay dia bon courage an
veloma
ilay mitovy @nao
11. Veloo ( 07/09/2005 18:35)
io ilay fitenenana oe lavitri'ny maso lavitrin'ny fo e no sady betsaka reha ny vaivy na dia ato @ sera2 ary enao no mitady eee... dia Bonne chance o:wink:
12. fijo ( 07/09/2005 18:59)
avana,libre hoe e????????? hummmmmmmmm
13. xxx ( 08/09/2005 05:44)
misaotra anareo nampahery, misaotra manokana koa an'le mitovy cas amiko, ny tiko ho marihana fotsiny dia za bandy somary sentimental be zay ka noho izany dia manana toerana goavana eo @ fiainako le fitiavana, ka refa tsy amoureux za dia hotrany misy tsy ampy zany eo fiainako
diamondra27> efa vita fianarana za io ary efa manana situation stable, efa mitady fiarahana matotra mintsy e, saingy toa tsy misy libre zay niantefan'ny safidy:cry:
14. diamondra ( 08/09/2005 08:43)
Manahoana ianao Raxxx, aza kivy izany r'ise fa marina tokoa no lazain'ny namana ireo, Andriamanitra no mahita ny mety rehetra, efa voalahatra daholo izany rehetra izany. Any misy olona tia anao koa, ankoatra an'Andriamanitra, ary mitady, sy miandry anao koa izy. Aza kivy mihitsy izany, fampaherezana no omeko an'ise, mahereza ry Zandry ary ilazao izaho rehefa tonga ilay tia an'ise
15. sweetia ( 08/09/2005 12:19)
mitadiava tsara alo fa ts maintsy misy libre fôna qlq part ary mety we natokana ho anao izay nefa kko mety misy antony enao matoa ts mahita fa naatao ho anao angamba le lasa any andafy!!! ts haiko alo e!!!:°)
16. sonwin ( 08/09/2005 12:22)
tonga ho azy amin'ny ora tsy ampoizina io razoky a
17. sweetia ( 08/09/2005 12:26)
efa tonga nga ny anao ry sonwin!!! le ora ts nampoizina zany an!!!:-D
18. Veloo ( 08/09/2005 16:42)
sonwin a marina mihitsy io lazainao io.... tena efa tonga ao tokoa angaha ny anao oy sweetia? :-D:-D:-D
19. fijo ( 08/09/2005 19:30)
tonga ve hono nenlah e?
20. Herimiafina ( 09/09/2005 00:54)
Vive la liberté ry zareo an. Favy any izany!!!!
Za kalou mbola tia ny tenako be mahintsiny sady saropiaro amin'ileiry dia tsy afaka mampirafy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3783