tsy haiko zay atao ....

21. fijo ( 09/09/2005 04:36)
zarao ihany ry herimiafina an
22. mamzelkely ( 09/09/2005 06:33)
mhhhhhh!!:roll:
23. avana ( 09/09/2005 07:32)
fijo> hummmmmm? nga!:-D fa maninn raha libre? ts maintsy mi s'engager nga?
24. mandrindra ( 09/09/2005 08:48)
avana, mety mab ho hummmm kosa e, mijanona malalaka foana fa aza mi-s'engage izany ka.
xxx, na sipa na vady no tadiavinaoa dia atoavy ho toy ny mpiaza ianao. Mandehana any amin'ny toerana mety ahitana azy ary na vorona efa misy mitady hitifitra ary ka tianao dia tifiro any fa izay no fifaninanana.
25. fijo ( 09/09/2005 19:03)
marina izany ry mamndrindra.
avana,libre mety ho hummmm ka
26. IDEALY ( 10/09/2005 14:27)
xxx ah maninn raha tadiavina aloha dada vao mieritreritra an'izany ? TENA MAHITA SUJET BETSAKA MIHINTSY ENAO ZANY
27. IDEALY ( 10/09/2005 14:51)
xxx ah maninn raha tadiavina aloha dada vao mieritreritra an'izany ? TENA MAHITA SUJET BETSAKA MIHINTSY ENAO ZANY
28. IDEALY ( 10/09/2005 14:57)
xxx ah maninn raha tadiavina aloha dada vao mieritreritra an'izany ? TENA MAHITA SUJET BETSAKA MIHINTSY ENAO ZANY
29. IDEALY ( 10/09/2005 15:05)
xxx ah maninn raha tadiavina aloha dada vao mieritreritra an'izany ? TENA MAHITA SUJET BETSAKA MIHINTSY ENAO ZANY
30. watafon ( 10/09/2005 19:26)
idealy:=D=D
avana : za koa libre zao !
31. Veloo ( 13/09/2005 19:03)
:roll:
32. fijo ( 13/09/2005 22:33)
veloo ko.samy libre ireo ko.avelao hifamatotra.
33. boubounezy ( 27/09/2005 20:26)
sendra ny lé tsy libre angamba énao na kou libre iany fa tsy tafiditra ao anatiny lé ho anjaranao e!
mbola misy kou nefa ny déstin mbola ho avy fa tsy maintsy miditra alou ny lahatra.
aza kivy fa ho avy eo fona izy e!....

xxx:

tena kivy za ry zareo a
efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapako fa tena vitsy ny sipa gasy libre,sipa maromaro no nanintona ahy fa izy rehetra efa misy olona miaraka mainy daoly( environ 18-22 ans) ka tena manomboka manontany tena za hoe inona no azo atao, aiza no mety ahitana zay sahaza, fa lasa aiza daoly ny sipa gasy 18-22 ans ??? lasa any andafy daoly ve sa sendra an'le mba tsy libre fotsiny za?



34. fijo ( 28/09/2005 20:02)
maninona raha milalao fotsiny aloha e
35. Veloo ( 29/09/2005 14:59)
ho avy eo ihany eeeee
36. fijo ( 29/09/2005 19:44)
izay mantsy,saomao donia aloha e
37. kiali ( 07/10/2005 19:57)
xxx:

tena kivy za ry zareo a
efa elaela ihany za no nisaraka t@ le sipa niaraka tamiko fa lasa any ampitra izy, tapakevitra ny hitady olotiana vaovao za, za aloha bandy an, akory nefa ny hagagana fa tsapako fa tena vitsy ny sipa gasy libre,sipa maromaro no nanintona ahy fa izy rehetra efa misy olona miaraka mainy daoly( environ 18-22 ans) ka tena manomboka manontany tena za hoe inona no azo atao, aiza no mety ahitana zay sahaza, fa lasa aiza daoly ny sipa gasy 18-22 ans ??? lasa any andafy daoly ve sa sendra an'le mba tsy libre fotsiny za?


bandy indray tadiavina lesy refa tsisy ny sipa an!!! bedebe ny bandy manana an'io tôna tadiavin'elah io no libre!! zah aloh tsy interressé eh! sady zah efa zokiny be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4233