Fanontaniana anareo any an-dafy

1. jajaf401 ( 06/09/2005 20:10)
Hoan-jy zareo ao frantsa na @ tany french-phone aloha ah(surtout): refa eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa ny lettre "T" de ataon'ny french "S" raha ohatra ka "i" no eo aoriana. (oh: federation). Tsy mba mety ve aty amintsika Malagasy io systèm io?????????
oh ny hoe VolaTiana ho vakiana hoe "VolaaSiana"; Mbola maro ohatra fa ampy aloha iny!:-D:-D:-D
répondu par itianaonline le 01/12/2005 09:09
2. fijo ( 06/09/2005 21:14)
mety,fa tsy atao roa ny zanatsoratra eo alohany.
3. rijatsif ( 06/09/2005 22:25)
F'inn ilay tanjona amin'ilay izy ê!?
4. jajaf401 ( 07/09/2005 03:43)
eo @ prononciation fotsiny de indrindra ho an'zay manana anarana miafara @ hoe atiana de havadika tanteraka "asiana"!:-D:-D:-D:-D
any ho any alo klé!
5. xxx ( 07/09/2005 06:39)
rijatsif , ny tanjona ve???? hm mba ahalalana zavatra ko, ny eto anie raha ny ahy dia fianarana no fifaneraserana @namana e! maro ny zavatra tsy haiko dia eto no ahitako azy asa aloha ho an'ny sasany e!
6. pika ( 07/09/2005 09:56)
lay asiana ve no t ena tiana avoaka e
mamitiana=mamisiana
hantatiana= hantasiana
akamatiana dia hoe :-D
7. Veloo ( 07/09/2005 18:32)
pika :-D:-D:-D fa ahona no asina siana doly zany :-D:-D
8. fijo ( 07/09/2005 19:01)
akamatina no tena tanjony izany eto kle
9. rijatsif ( 07/09/2005 21:57)
xxx:

rijatsif , ny tanjona ve???? hm mba ahalalana zavatra ko, ny eto anie raha ny ahy dia fianarana no fifaneraserana @namana e! maro ny zavatra tsy haiko dia eto no ahitako azy asa aloha ho an'ny sasany e!



Marina fa fianarana izay tsy hay eto fa ilay izy toa resaka manidina be kou! Ka inona ary ilay tena tianao ho fantatra ry XXX a ???:lol::lol::lol:
10. xxx ( 08/09/2005 07:05)
dia ianao ve dia milaza fa tsy misy zavatra , izany hoe teto no nahaizanao azy,
oh io resaka siana io zao tena tsy fahareko raha tsy teto .
11. rijatsif ( 08/09/2005 14:34)
xxx:

dia ianao ve dia milaza fa tsy misy zavatra , izany hoe teto no nahaizanao azy,
oh io resaka siana io zao tena tsy fahareko raha tsy teto .



Hazavao kely amiko ary ny dikan'ilay "siana" mba hianarako koa ê! Mba misy hampiasako azy @ fiainana andavan'andro ry XXX a!
12. rijatsif ( 08/09/2005 14:35)
xxx:

dia ianao ve dia milaza fa tsy misy zavatra , izany hoe teto no nahaizanao azy,
oh io resaka siana io zao tena tsy fahareko raha tsy teto .



Misy adino, zah alou refa miresaka amin'olona tsy miafina ê! Sa tsy izany ry XXX ?
13. Veloo ( 08/09/2005 16:43)
rija :-D:-D:-D
14. xxx ( 08/09/2005 19:06)
ka za ary teto vao mba naheno an'izany ko lol
15. fijo ( 08/09/2005 19:32)
le XXX ve lol
16. Herimiafina ( 09/09/2005 00:56)
asiana inona?:-D:-D:-D:-D
17. jajaf401 ( 09/09/2005 04:08)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
18. fijo ( 09/09/2005 04:37)
ireo eny fa toran'ny hehy
19. xxx ( 09/09/2005 07:13)
fijo ie le xxx :-D:-D:-D:-D
20. rijatsif ( 09/09/2005 13:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2969