Fanontaniana anareo any an-dafy
22. jajaf401
(
09/09/2005 19:11)
eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa aloha izy valable eh, zany hoe i eo afara fa a eo aloha, zany hoe -atiana no lasa -asiana !=))=))=))=))
25. mandrindra
(
12/09/2005 15:37)
maninona moa raha tsy mitady zavatra sarotra ry jajaf401 fa tonga dia asio izay tianao asiana raha mety izy. manjary izay manana anarana mifarana amin'ny atiana ihany no ho tadiavina raha izao no mitohy.
32. chipie1
(
19/09/2005 11:40)
jajaf401> jereo ny diksionera de ho hitanao e ?
mandrindra > samy tsy izy !:{
mandrindra > samy tsy izy !:{
33. jajaf401
(
19/09/2005 19:34)
tsisy dictio aminay ary ny ordi koa tsy nanazava! Donc miamby zany eh! Ny rariny manaraka ihany!:-D