Fanontaniana anareo any an-dafy

41. Veloo ( 21/09/2005 20:41)
:roll:
42. mandrindra ( 22/09/2005 09:00)
chipie1, inn no samy tsy izy ?
43. fijo ( 22/09/2005 19:44)
asa re e
44. chipie1 ( 26/09/2005 14:44)
mandrindra > le resakao io ambony io ka !
45. mandrindra ( 27/09/2005 08:48)
sao dia tsy miady ny resaka ry chipie1. ilay teniko anie mitodika any amin'i jajaf401 mikasika ilay fanontaniany e.
Fa raha zavatra hafa no azonao dia inn no tokony ho izy amin'ilay fahazonao azy ary (satria tsy izy ireo nolazaiko ireo) ?
46. chipie1 ( 27/09/2005 18:32)
jereo ny diksionera :-D
47. boubounezy ( 27/09/2005 20:28)
ampio iany fa mahalina!

jajaf401:

Hoan-jy zareo ao frantsa na @ tany french-phone aloha ah(surtout): refa eo anelanelan'ny zana-tsoratra roa ny lettre "T" de ataon'ny french "S" raha ohatra ka "i" no eo aoriana. (oh: federation). Tsy mba mety ve aty amintsika Malagasy io systèm io?????????
oh ny hoe VolaTiana ho vakiana hoe "VolaaSiana"; Mbola maro ohatra fa ampy aloha iny!:-D:-D:-D



48. fijo ( 28/09/2005 20:09)
mahaliana ve le asiana?
49. bozimanga ( 20/10/2005 08:43)
hahaha
50. itianaonline ( 01/12/2005 09:09)
dia ahoana izany raha hoe étérnité
ESERNISE ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5604