la plus belle femme du monde

1. xxx ( 06/09/2005 09:01)
= Maria Sharapova
répondu par xxx le 10/11/2005 04:59
2. lilbon ( 06/09/2005 09:29)
pour certain wiii! pas pour moi en ce moment!
3. jajaf401 ( 06/09/2005 09:52)
tsara avy ambony hatrany ambany ve??
sao de tsy mahaleo an'ny mpihira gasy iray zay!!!!!!=))=))
4. pika ( 06/09/2005 09:56)
refa ahoana no atao hoe tsara ary amin'ilay .... ve :-D
5. mandrindra ( 06/09/2005 10:29)
anisan'ny tsara aloha izy e. Fa ny hoe tsara indrindra dia sarotra ny hilaza izany fa misy ihany koa ny tsy mena mitahy.
6. booboo ( 06/09/2005 10:32)
iza ohatra ?
7. mandrindra ( 06/09/2005 15:44)
raha ny mpilalao tennis ohatra dia ao ry dementieva sy ry schneider. eo amin'ny lafiny fanatanjahantena dia tsy adino koa ny mpanao volley toa andry victoria rava na francesca piccinini. feno tsara tarehy ny tontolo e !!fa io samy manana ny safidiny.
8. chipie1 ( 06/09/2005 16:39)
tsy resaka fizika fotsiny kou nge fa ny rehetra e! zay no hatao oe belle raha amiko !
9. Veloo ( 06/09/2005 16:51)
iza zany maria sharapova zany kay?:?:
10. maditra ( 06/09/2005 17:54)
Amiko aloha tsy ho izy mihitsy e. Zah manana gout hafa be mihitsy raha toa ka otran' iny ny hoe tsara indrindra.
11. Kotity ( 06/09/2005 18:16)
tsy za alo é :-D:-D:-D
12. tafita ( 06/09/2005 19:56)
amiko aloha tsy hoe tsara izy fa hoe tinareo angaha de izay fa raha ny hoe belle =tsara ,,de nahita tiko no sady tsara noho izy aho ary maro be aza ny belle noho iny e
13. fijo ( 06/09/2005 21:41)
raha tsy andramako tsy mino aho kle
14. nanourand ( 07/09/2005 00:24)
ma copine :wink: la plus belle fille :-*
ma mère :roll: la plus belle femme
.
.
.
.
.
follow me of course!

tokony natao t@ teny gasy ilay fanotaninana :°)
15. nanourand ( 07/09/2005 00:24)
ma copine :wink: la plus belle fille :-*
ma mère :roll: la plus belle femme
.
.
.
.
.
follow me of course!

tokony natao t@ teny gasy ilay fanotaninana :°)
16. pika ( 07/09/2005 04:40)
samy manana ny tsara aminy ny ts11 e
izay tiana mitombo tarehy :oops:
be ny tsara fa hafa ihany ianao (l)
ny tsara tsy lany :wink:
antitra vao be ny tanora =((
17. xxx ( 07/09/2005 06:32)
raha mandinika ilay mis ireny aho dia maro ny olona no tsara fa ny sahy miseho ihany no hita, sady io samy manana ny fijeriny sy ny safidiny:lol:
18. watafon ( 07/09/2005 18:03)
marina hoe samy manana ny tiany fa ny ahy zao d : Katie Holmes no tiako e! tsy asiana hoe nahoana fa tiako fotsiny amin'izao !
19. Veloo ( 07/09/2005 19:16)
Iza aloha ilay Maria Sharapova e:roll:
20. fijo ( 07/09/2005 19:35)
ny ahy ato no misy itako tsara.sady hendry no milay.kelikely nefa mampivaivay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.21