la plus belle femme du monde

81. fijo ( 28/09/2005 20:54)
mamzely,efa nolazaiko fa tsy henondryko.
82. ari.malala ( 29/09/2005 06:18)
hitako deghany tara b ko! :-D:-D:-Denao v tsy mahita we le kambana @ ian io?:-D
83. mamzelkely ( 29/09/2005 07:06)
ari.malala< de io ve ky no tediaviny deghany ampiadina amiko tssssss resy beuuu za ko....:-D

fijo< avereno fa tena ts henoko fa enao miteny mora lôtra...:-D
84. fijo ( 29/09/2005 20:08)
ka za tsy mahatadidy intsony ko
85. ari.malala ( 30/09/2005 05:51)
njy alo ry mamzelkely zolie f ainy anie mignone ê! :-D:-D:-D:-D:-D d norma ra resy beuu njy! :-D:-D
86. mamzelkely ( 30/09/2005 08:47)
ari.malala< zay anie waaaaaa e..... :-D

fijo< tssssssss de aôna zany....:°)
87. fijo ( 30/09/2005 19:52)
dia ampio aho ko.
88. mamzelkely ( 04/10/2005 09:36)
andraso ary an... iza re le izy e.... mhhhhhh:roll:
89. mandrindra ( 05/10/2005 14:17)
mbola tsy hita foana ve izy izao ry mamzelkely a !!
90. fijo ( 07/10/2005 19:47)
bitsio moa ry mamzely an
91. mandrindra ( 08/10/2005 12:10)
bitsika managina
feno hafalina
ny hiafaranny any ampandrina
92. mamzelkely ( 10/10/2005 07:07)
marina zany ry mandrindra..

fijo< iza mo fa za ko anie ts mahatadidy e..:-D
93. mandrindra ( 10/10/2005 08:50)
efa nanadrana an'io ve i mamzelkely no afaka manamarina ?
94. mandrindra ( 10/10/2005 08:50)
efa nanadrana an'io ve i mamzelkely no afaka manamarina ?
95. mandrindra ( 10/10/2005 08:51)
efa nanadrana an'io ve i mamzelkely no afaka manamarina ?
96. mamzelkely ( 10/10/2005 13:03)
mhhhhhhh, efa nanandrana fa ts niafara teny ampandrina ka...=))
97. mandrindra ( 10/10/2005 13:26)
ny fandriana anie sarinteny fotsiny ihany fa izay hiafarana mety daholo e, se okory ?
98. xxx ( 10/11/2005 04:59)
samy manana ny tiaany io e! fa nga mbola virja i Maria S. ee! lol !!! ny ahy alo de zay tiako no belle @ko ee! :roll::roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0822