la plus belle femme du monde

61. deghany ( 21/09/2005 11:40)
mamzelkely> njy alou mety tsy resiny e!!! fa zôlie izy an!! heheheheheheheheheh
62. mamzelkely ( 21/09/2005 12:27)
deghany< iz alo de zolie fa za resy fa za ts zolie mits klé...
:°)zao ve ny sourir-nay ho tsara zay...:^) maso mivandravandra sady ny hoditray maitsomaitso...:-D=))
63. fasaly ( 21/09/2005 14:41)
:roll::roll:
64. Lolly ( 21/09/2005 15:21)
:-D Samy tsara daholo kambony. Misy tsara toetra, misy tsara bika.
65. Veloo ( 21/09/2005 16:56)
oy i deghany oe:
veloo> tsy azoko!!!

ka enao tsiys afa tsy hehehehehehe fona no lazainao ko :-D:-D:-D
66. fijo ( 21/09/2005 22:31)
tsy lazaiko anareo ka.
67. mamzelkely ( 22/09/2005 08:21)
fijo< lazao mo e...:roll:
68. mandrindra ( 22/09/2005 09:20)
fijo, rehefa tsy hiteny ary dia mba soraty e !!
69. deghany ( 22/09/2005 15:47)
Veloo:

oy i deghany oe:
veloo> tsy azoko!!!

ka enao tsiys afa tsy hehehehehehe fona no lazainao ko :-D:-D:-D


ka alaiko heheheehehehe foana le kôzy kou!! hheheheheh

70. Veloo ( 22/09/2005 16:15)
heheheheheh :roll: njy ty ry degany an
71. fijo ( 22/09/2005 20:12)
sady tsy lazaiko no tsy soratako satria sy misy e. hi hi hi za virja anie e
72. Veloo ( 22/09/2005 20:37)
fijo a,:roll: dain de ahona ko?
73. mamzelkely ( 23/09/2005 08:55)
fijo< eny e virja anie se fa na izany ve ts mahita sipa mba tena tinao ve ny tareany e... sa menatsa toi hiteny wa ZA le izy...hihihihi:wink::°)=))
74. deghany ( 23/09/2005 13:40)
de mbola heheheheheheh iany!!!! hihihihii
sali njy veloo an!!! heheheheh
75. fijo ( 23/09/2005 19:52)
mamzely,misy fa aoka hoahy irery e
76. mamzelkely ( 26/09/2005 06:56)
ao ary fa ts insiste tsony za e... de teneno amizay an..=))
77. mandrindra ( 26/09/2005 09:02)
sady tsy ankiteny no tsy ankizara izany an !!!
78. xxx ( 27/09/2005 13:28)
Tsara @ ahoana e! n'inona no tsara. Ireny tsara bika sy tarehy ireny anie matetika tsy mahay manao e fa dia miandry mahazo fotsiny e!
79. ari.malala ( 27/09/2005 14:23)
deghany, tena zolie marina ka :-D:-D:-D:-D:-D
80. deghany ( 27/09/2005 15:14)
ari.malala> f'ita mintsy!! heheheheh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3813