Resaka homosexuel

1. dakoma ( 24/08/2005 12:00)
Any @ tany mandroso rehetra dia hiharan'ny lalàna ianao raha manavakavaka azy ireny.Betsaka anefa ny ankizivavy no manao lesbienne eto an-tanàna izao ny antony raha ny fahitako azy dia ireto :betsaka @ bandy gasy no mikasi-tanana,kamo mikarama,ary mahatsiravina hono ny mandrafozana.
Mazava kosa izany e:
répondu par deghany le 13/09/2005 15:09
2. rodeo ( 24/08/2005 13:15)
Tsy haiko izay tena marina fa maro tokoa ny lesbienne eto @ tanana ary izaho ary te hiserasera aminy mba anao fanadihadiana mikasika azy ireny hoe inona marina fa matetika dia noho ny fiainana na mahatonga azy ireny ,eo koa ny filana izay tsy ampy izany hoe ny environnement iainany tsy ampy lehilahy ka voatery mifankatia izy ireo toy ny eny @ zone france ....
3. ainaheri ( 24/08/2005 13:20)
rodeo> fa aona ny eny @ zone france??
4. monito ( 24/08/2005 13:29)
Izy io efa ao anatin'ilay olona saingy ny tontolo manodidina azy no tena manamora ny fironany @ io zavatra io. Tsy anomezan-tsiny saingy efa tsy voahaja ny soatoavina maha Malagasy. Misy koa ny an'ny sasany dia andrakandrana ahitan-doza na voavidy vola.
5. scorpion ( 24/08/2005 13:33)
6. avana ( 24/08/2005 14:47)
monito:

Misy koa ny an'ny sasany dia andrakandrana ahitan-doza na voavidy vola.

Tsy voatery hoe zany! ny olona niaraka tamiko taloha PD! fa niaraka zahay....nieritreritra aho we sitrana ngamba izy.
2 ans zay niaraka fa ni-"craque" iany izy ny farany!
D nisaraka zay d izy mipetraka any am "sipany" lehilahy....=((
7. avana ( 24/08/2005 14:55)
Amiko aloha safidin'ilay olona le izy!
Ny saiko ts manaiky ra we izaho no iaraka amin'ny vevavy....NON!
Fa kosa, ra misy PD na lebienne hitako miaraka eny an-dalana, ts hitsara azy mintsy aho! zay ary no tiany ko ataonao aôna.... izy ary ts menatra ny tenany d inn moa no irarahiko an'zany!
8. chipie1 ( 24/08/2005 15:41)
avana > fa aona mou izy no menatra ny tenany ?
9. zefalah ( 24/08/2005 17:49)
olona tsy mba mieritreritra no manao an'zany
amiko ny lahy ny miaraka aminy vavy
ary zo an'reo lalana reo no manasazy anareo
zay pd..sy lsbienne
10. Veloo ( 24/08/2005 18:17)
zefalah =D=D=D=D
11. dakoma ( 24/08/2005 18:37)
zefalah:

olona tsy mba mieritreritra no manao an'zany
amiko ny lahy ny miaraka aminy vavy
ary zo an'reo lalana reo no manasazy anareo
zay pd..sy lsbienne



Fa de mba olona miaina aiza ry Zefalah tony.Efa mba 2005 isika izao.Mahavara manokatsokatra saina mba hatakadavitreee.Lalàna aiza izany manasazy olona toy izany?
12. Veloo ( 24/08/2005 20:32)
o ry dakoma a fa angaha rehefa oe lamody dia tsy maintsy arahina? tsssssssss ny fisaina'ny gasy lesy tsy mbola nisy an'izany dia tonga dia oe tsy maintsy manao otran'ny olona any ivelany. Tena tsy mety kosa kle... Faly ery zao i Satana kle mahita ity resaka ity. Za tena CONTRE
13. fijo ( 24/08/2005 20:49)
amiko dia safidy io,ka tsy misy tokony hitsarana sy anaratsiana olona momba izany mihintsy.
14. raovy ( 25/08/2005 06:40)
samy manana ny safidiny ny tsirairay ary olona efa ampy taona daholo no manao an'io ka tsy manome tsiny @ zany mihitsy aho. Ny fiaianan'olona tsy maintsy misy zava-baovao hatrany ka io koa no mba hitan'ny sasany ho mety aminy.Ny eritreritsika malagasy indrindra indrindra no tsy mbola manaiky noho ny soatoavina misy nefa zava-misy eran'izao tontolo izao io ka tsy maintsy ho ankatoavintsika ihany.
15. avana ( 25/08/2005 07:26)
zefalah:

ary zo an'reo lalana reo no manasazy anareo
zay pd..sy lsbienne

Iza no miteny anao we misy manasazy ireo homo ireo???
Ny mariage aza efa voamasin'ny môpera (gay) any an-dafy ko!=))

Ra eto amintsika ndray! manandrama anie manokatra boîte gay enao e! ho hitanao fa olona ts ampoizinao no ho hitana ao; ary maro b ireo :roll:....
Le izy zany miankina am tsi11 iany e! ôtran'ny resaka famorana iany, safidy le izy dia ra hitanao fa mety aminao de ataovy, refa tsy tianao moa akory atao....


16. avana ( 25/08/2005 07:42)
chipie1:

avana > fa aona mou izy no menatra ny tenany ?

Asa ko! enao anie ra vô ts mitovy amin'ny sarambabem-bahoaka de hafa ny fijerin'ny olona anao e!
17. avana ( 25/08/2005 08:07)
Veloo:

Faly ery zao i Satana kle mahita ity resaka ity.


Zay aloha de assuré à 100% :-D asakasak'izay ampisy kil azy io ko!

Veloo:
Za aloha CONTRE

Za koa! :wink:
Fa le izy tena misy nefa enao ts afaka ny anakana.....
18. fafa ( 25/08/2005 08:21)
aleo hanao ze tiany e! zà manana mpiara-miasa lesb fa de manafina ery oe lelah le miaraka aminy nefa sipa be zao!
19. chipie1 ( 25/08/2005 08:26)
avana > otrany oe ianao miaraka aminy sipanao koa ny andraisany ny tenany miaraka aminy olotiany , safidinao zay dia safidiny koa ny azy
20. dakoma ( 25/08/2005 11:05)
Veloo:

o ry dakoma a fa angaha rehefa oe lamody dia tsy maintsy arahina? tsssssssss ny fisaina'ny gasy lesy tsy mbola nisy an'izany dia tonga dia oe tsy maintsy manao otran'ny olona any ivelany. Tena tsy mety kosa kle... Faly ery zao i Satana kle mahita ity resaka ity. Za tena CONTRE


Aminao ve io ratsy kokoa noho ny finoanoam-poana toy ny famadihana.Aza mitsara mba tsy ho tsaraina.Mety tsy safidiny io fa natiora aminy.Mitovy aminy Bush ianao.Manana taoleransa aminy zavatra tsy mahazatra dia hiena ny ady.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2836