Resaka homosexuel
21. dakoma
(
25/08/2005 11:10)
avana:
Veloo:
Faly ery zao i Satana kle mahita ity resaka ity.
Zay aloha de assuré à 100% :-D asakasak'izay ampisy kil azy io ko!
Veloo:
Za aloha CONTRE
Za koa! :wink:
Fa le izy tena misy nefa enao ts afaka ny anakana.....
Ra te hanakana zavatra ianao reto sakanana.Fapirafesana,famonoana vady ao an-trano,famadiana,famosaviana sns.....
22. nalo
(
25/08/2005 11:42)
ka izay no maha gasy antsika. impossible zany. fa refa lasa vazaha elah dia possible.dia zao koa refa mihinana kaka boudin koa ve vazaha dia hoa tokony hihinana koa isika.za aloh tsy izy na tsy misy intsony aza ny vehivavy.
24. avana
(
25/08/2005 11:53)
dakoma:
...ireto sakanana:Fapirafesana,famonoana vady ao an-trano,famadiana,famosaviana sns.....
Ra andriamanitra aho de nataoko tokoa :wink:.... saingy indrisy!
25. avana
(
25/08/2005 12:04)
nalo:
dia zao koa refa mihinana kaka boudin koa ve vazaha dia hoa tokony hihinana koa isika.za aloh tsy izy na tsy misy intsony aza ny vehivavy.
Tsy TOKONY ka! fa zay te hihinana iany.... izy ary mba te- koa inona no olana! dia izy iany no mahita avy eo na tsara na ratsy, sa aona ozy enao?
26. Veloo
(
25/08/2005 15:37)
avana a=D=D=D marina ny anao.
o ry dakoma a inn no idiran'ny bush amin'ny resaka eto? tssssssssss
Ny zavatra miseho anie tsy afaka foanana e.. ny faniriko dia ny mba tsy hisy ny Homo... ny zavatra azoko ataoko dia ny mba hivavaka an'iore olona izay manao ny tsy fanao satria fantatsika rehetra fa tena TSY METY ny ataony... (a moins ka tsy manana ny fanahin'Andriamanitra intsony ianao ry dakoma)

27. fijo
(
25/08/2005 21:27)
hozy nareo hoe faly ery izao satana??????aza hadino fa rajesosy dia tany an'efitra foana,ary lehilahy aby no niaraka taminy tany.sady lavavolo.ka dinio izay mety nitranga tany.
28. rijatsif
(
25/08/2005 23:51)
fijo:
hozy nareo hoe faly ery izao satana??????aza hadino fa rajesosy dia tany an'efitra foana,ary lehilahy aby no niaraka taminy tany.sady lavavolo.ka dinio izay mety nitranga tany.
Fa iza no niteny tamin-drangahy hoe tany an'hefitra foana i Jesosy? Nitety toerana maro izy... Ary angaha raha lehilahy foana no niaraka taminy dia tsy maintsy nisy zavatra nitranga ??? Ny ahy indray dia contre ilay resaka homosexualité, saingy manantsafidy moa ny tsirairay ka samy manao izay heveriny fa mety dia hajaiko ny heviny rehefa tsy mahakasika ahy mivantana.
29. avana
(
26/08/2005 08:35)
fijo:
hozy nareo hoe faly ery izao satana??????aza hadino fa rajesosy dia tany an'efitra foana,ary lehilahy aby no niaraka taminy tany.sady lavavolo.ka dinio izay mety nitranga tany.
Asa aloha zay nataony tany! fa refa tsy misy porofo misoratra de mety hoe tsisy n'inn n'inn zany.
F'anga enao efa nahita azy no hoe lavavolo?
30. xxx
(
26/08/2005 17:26)
dakoma:
Aminao ve io ratsy kokoa noho ny finoanoam-poana toy ny famadihana.
amiko tsy misy finoanoam-poana ny famadihana. Manaja sy mahatsiaro ny rad-be fotsiny aho. Fantatro fa misy ny olona mitondra izatsy sy zaroa fa ... rehefa misy zavatra kely tsy mety angaha Madagasikara dia ampianao indray e?
Manana taoleransa aminy zavatra tsy mahazatra dia hiena ny ady.
NON, rehefa tsy mety dia ahitsy!
31. dakoma
(
26/08/2005 18:52)
xxx:

Tsarovy,sy hajao aminy fomba hafa ny dadabenao mba tsy hamindra aretina aninay.Zavatra lo feno mikroba iny ve no holalaovina.Maninona rah mandy sy misakafo deh vita.
33. mirabel
(
27/08/2005 21:22)
fa hono hoa izy ity ve kay atao hoe za hanao pédé dia lasa pédé na lesbienne tokoa e ???????
dia ho fanirian'ireny olona ireny ve ny hotondroana molotra isaky ny miseho vahoaka sy hila raharaha isanandro izao
aiza ny atao hoe fandeferana @ izany sady tsy hitako izay olana raha mbola tsy ianao mpanakiana no kotiny

34. dakoma
(
27/08/2005 21:28)
mirabel:
fa hono hoa izy ity ve kay atao hoe za hanao pédé dia lasa pédé na lesbienne tokoa e ???????
dia ho fanirian'ireny olona ireny ve ny hotondroana molotra isaky ny miseho vahoaka sy hila raharaha isanandro izao
aiza ny atao hoe fandeferana @ izany sady tsy hitako izay olana raha mbola tsy ianao mpanakiana no kotiny
Haleloaaaaaaa!!!!!Zay mba misy olona mazava saina.Eto mantsy ohtrany hoe Dakoma fona no diso.
35. fijo
(
27/08/2005 22:59)
avana ,rehefa tsy misy porofo voasoratra hoy ianao dia tsy nisy???????tsy mahita mihintsy ianao heo "nikaka"azafady fa izay no filaza azy)i jesosy.mino ve ianao ,fa tena tsy nanao izany izy???,,,
"fangaha enao efa nahita azy no hoe lava volo izy"za tsy mbola nahita azy,fa ireo sary ataon'ny fiangonana hanaingona ny fiangonana ireo kay izany lainga be daholo????????:-w:-w:-w:-w:-w

36. dakoma
(
28/08/2005 09:58)

Mila hametratànana ianao fa misy devoly.Sorisorena nga?oviana no nanao farany?ndryyyyy.Tsy manam-bola?manana namana ve enao?Akino aminy Jesosy irery ny fiainanao.
38. fijo
(
01/09/2005 20:52)
veloo an,olona mitapy ve ahagaga e,izay aza dia tsy sahy niverina intsony