Resaka homosexuel
41. avana
(
02/09/2005 06:43)
fijo:
"fangaha enao efa nahita azy no hoe lava volo izy"za tsy mbola nahita azy,fa ireo sary ataon'ny fiangonana hanaingona ny fiangonana ireo kay izany lainga be daholo????????:-w:-w:-w:-w:-w
Za tsy niteny hoe lainga an! fa lay izy amiko "fruit de l'imagination" an'ny olona nanoratra azy. Zany hoe "sary" lay izy. Afaka mamorona daolo ny olona.....otr'izao no itiavako azy....
Fa raha lay tena izy.... i Petera no nanita azy, afaka manaporofo izy, saingy izy efa maty!:(
43. IDEALY
(
05/09/2005 04:09)
zah aloha mieritreritra we tsy sazy no ilaina fa fanasitranana eh satria aretina ireny amiko , aretin-tsaina no tena izy
44. xxx
(
07/09/2005 07:47)
to efa resaka lany andro daolo zany ataonareo izany!Idealy, mba mamakia boky nosoratan'ireo manampahaizana malaza enrantany ireny fa tsy kilasiana ho isan'ny aretin-tsaina zany ny homosexualité!
tsy zavatra natao kinandranandrana izany io fa zavatra natoraly (hafa tsy ny hoé angaha noho ny filana manokana atosiky ny fiarahamonina: toy ny olona matim-bola sns...)
tsy zavatra hoa "importé" koa...ary mba esory aminizay zay toetsaina mandady amin'ny tany zay hoé: rehefa misy zavatra tsy de mifanaraka amin'ny saina dé avy de "nadika tamin'ny tany ivelany"...ny fiarahamonina rehefa mifampikasoka amin'ny any ivelany, dé miova hatrany hatrany, na dé tsy ho voatery mangala tahaka aza!
ny ahafantarana fa intelligent ny olona iray de noho izy manana fandeferana, satria mandinika aloha izy vao maneho ny heviny, fa tsy avy de hoé "satria ny fokonolona iray manontolo misotro café" de ho adala izay misafidy misotro café au lait"!
Ary iza moa no afaka manaporofoentitra fa tsy mba mino an'andriamanitra ireny olona ireny.. ary mbola mety ho mpino lavitra noho ianao io!
ary raha mino an Andriamanitra enao ho nanao ny olona fanahy sy vatana: de aza adino fa andriamanitra no nanao ireny olona ireny(satria olombelona tahaka anao koa izy ireny, nohariana)....sa hanakiana enao zany fa hoé : nanao kitoatoa Andriamanitra???? sahinao ny hilaza izany?
PS:lé "ianao" mpisolo ireo mpanakiana...

45. deghany
(
08/09/2005 09:54)
dakoma:
mirabel:
fa hono hoa izy ity ve kay atao hoe za hanao pédé dia lasa pédé na lesbienne tokoa e ???????
dia ho fanirian'ireny olona ireny ve ny hotondroana molotra isaky ny miseho vahoaka sy hila raharaha isanandro izao
aiza ny atao hoe fandeferana @ izany sady tsy hitako izay olana raha mbola tsy ianao mpanakiana no kotiny
Haleloaaaaaaa!!!!!Zay mba misy olona mazava saina.Eto mantsy ohtrany hoe Dakoma fona no diso.
aizaaaa!!! lahy v hiaraka @ lahy e!! ny saina mintsy no efa voadona klé!!
46. ralaisa
(
08/09/2005 11:20)
deghany:

Mila manazava ny hevitrao misy2 ianao ry sakaiza.Mety manana ny marina ianao fa azavao aminy fomba mihaja izany.
48. jajaf401
(
09/09/2005 10:45)
Tsy normal no ilazana an\'reny olo reny eh, zany hoe raha coté phyziolozika dia deséquilibre no marina:
1- deséquilibre economika izy raha vao mahantra de tsy mahita ra tsy manao zay; na raha vao manana de mitady an-keriny ny hanaovana an\'zay:-D
2- deséquilibre hormonale kosa hoan\'ireo efa miendrika zany (sarim-bavy na sarin-dahy)=))=))
fa ny firenena sasany voababo de mitady hi-comprendre an\'ilay voajanahary de mankamasina @ mariage sady manaiky ny fisoratana @ kaominina (droit de l\'homme injay zay).=D=D=D=D
Fa mety mbola lavitra ny antsika gasy!!!!!(irariana:-D:-D)

49. bainakely
(
12/09/2005 10:02)
ainaheri:
rodeo> fa aona ny eny @ zone france??
toa taitra be nareo kle:-D.Nga miasa any ny ankizinareo.
mila mailo fa tsy mivadika atidoha amzany sao midegany eo ry lety e
50. vonindraozy
(
12/09/2005 10:16)
Veloo:
o ry dakoma a fa angaha rehefa oe lamody dia tsy maintsy arahina? tsssssssss ny fisaina'ny gasy lesy tsy mbola nisy an'izany dia tonga dia oe tsy maintsy manao otran'ny olona any ivelany. Tena tsy mety kosa kle... Faly ery zao i Satana kle mahita ity resaka ity. Za tena CONTRE
avana: tena nampalahelo ny nahazo anao, tsy de hoe le namanao hoe PD no mety antony nandahozany anao fa mbola tiany fotsiny ny niaraka taminy taloha, cas mety hitranga foana mantsy zany na hetero aza le olona
veloo: marina fa tsy hoe zay lamody de harahina avokoa, fa zaho mino fa na dia taloha ela be tsy mbola lasa colonie ary ny gasy de efa nisy homo teo dago fa ny gasy moa saro-kenatra zay de tsy sahy, no sady hoe tsy "morale" zany aminy de afenina fotsiny fa na iza na aiza , na oviana na oviana, de misy foana zany, misaotra