Mampateza ny fitiavana ve ny manao sex betsaka?

1. dakoma ( 22/08/2005 18:53)
Rehefa avy mivady 5taona amin`ny vadinao ve ianao dia mbola mitsôda rehefa manao aminy?
Aminay le mbola misipasipa mantsy dia mamy be mihintsy izany.
répondu par deghany le 26/09/2005 15:37
2. lena ( 22/08/2005 19:35)
raha ny amiko aloha d tsy misy dikany loatra izany mitsoda zany rehefa manambady ela e! satria samy mbola variana misa daholo angamba. fa rehefa manao kosa mba ilaina ihany ilay orokoroka an!mba mampatsiro azy.
3. Veloo ( 22/08/2005 21:31)
lena ie marina izany... ny tena izy tsy tokony ny sex no hampateza ny fitiavana fa ny fitiavana an'ilay olona.:wink:.....
4. fijo ( 22/08/2005 21:37)
ary tia zavatra mihintsy dakoma izany an.hummmmm
5. fafa ( 23/08/2005 08:04)
Amiko ilaina io na manambady aza kah! tsy fantatrareo ngah fa any Suisse de misy parking natokana hoan'ny fiaran'ny mpivady mifanatitra de eo izy no mifampitsôda alohan'ny isarahana? misy satria mantsy miteraka embouteillage ono raha eo an-dàlana iny no hanao an'zany refa hiala ny iray! ao anatiny fitiavana dôly zany amiko ko!
6. avana ( 23/08/2005 08:15)
Veloo:

ny tena izy tsy tokony ny sex no hampateza ny fitiavana fa ny fitiavana an'ilay olona.:wink:.....

Zany v? amiko ndray miankina amin'ny sex no mampateza ny fiarahana (na mpivady io na mpisipa). Ra ts mahafa-po anao kosa ary v ataony d inn..... Ts hitady hafa?8)

7. ari.malala ( 23/08/2005 08:43)
dray!!! hitady hafa v fa tsy mba hiresaka hoe izao na izao no tokonyhataon'ny iray hahafapo anao? tia tena!!
8. pika ( 23/08/2005 09:20)
raha tiana hateza ny tokantrano dia aza misy ovaina izay fanaonareo fony mbola nifampisipa
fa aza atao fahazarana fotsiny
fa marina tokoa fa anisan'ny manana % betsaka @ faharetan'ny fiarahana na lhl na vehv io zavatra io
9. dakoma ( 23/08/2005 10:43)
Veloo:

lena ie marina izany... ny tena izy tsy tokony ny sex no hampateza ny fitiavana fa ny fitiavana an'ilay olona.:wink:.....


Alao tsy asiana fihatsaram-belatsia fa misy koa ny atao hoe leo kah.Eritrereto hoe ny vadinao lasa natavy be sady tsy nahakolokolo tena intsony fa mafy ny ady.Aiza ny vahaolana aminizany?
Betsaka mantsy ny olona no mapirefy ankehitriny na lahy na vavy na tanora na antitra.
10. dakoma ( 23/08/2005 10:48)
fijo:

ary tia zavatra mihintsy dakoma izany an.hummmmm


Dakoma mazoto homana.Manana ny fitaovana vaventy sy aradalana mantsy izy.Izay manantsira hono mahay mahandro ee.Aty aminay koa tsy de misy fialamboly firy,hany ka lasa sportle izy.
11. deghany ( 23/08/2005 11:04)
12. avana ( 23/08/2005 11:10)
ari.malala:

tia tena!!

Eo ary e! aleo alou iresaka kely zahay roa.....:-D

Marina aloha zany e! fa refa sarotra ary ny "communication" eo amin'izy roa d aona kosa?:roll:
13. fasaly ( 23/08/2005 12:23)
ié! zà miteny hoe mampateza ny fitiavana ny manao
s...betsaka, andramo anie e! an'isan'ny ary karazan'ny ody fitia ny mpifankatia io, de mampifanakaiky hatrany hatrany couple ,
14. fasaly ( 23/08/2005 12:26)
de rehefa mandeha tsara ny fifankatiavana sy ny resaka s... eo amy couple de na 4 taona nivadiana na 10 taona nivadiana de possible foana ny fanaovana tsoda.
15. fasaly ( 23/08/2005 12:27)
satria karazana ingredient eo amin'ny firaisana ihany ny tsoda, de mifankatiava tsara daholo aza e!
16. chipie1 ( 23/08/2005 13:04)
fasaly >=D=D
17. mamzelkely ( 23/08/2005 14:11)
de toute manière!! ny tsôda de anisany manome le envie ka inn no tokony ts anaovana azy tsony!!!:-w
18. Veloo ( 23/08/2005 14:21)
o ry reto a rehefa misy ny fitiavana mande doly ny rehetra, na sex ty na tsoda, etc... za kosa tsy mba hanao sex nefa ilay vady tsy tianao intsony kle.. zany ve tsy lasa viol????
19. Veloo ( 23/08/2005 14:23)
ary marina ny an'i ari.malala fitiava-tena no betsaka ankehitriny.:wink:
20. ttittie ( 23/08/2005 15:24)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672