Mampateza ny fitiavana ve ny manao sex betsaka?

21. booboo ( 23/08/2005 15:36)
22. fijo ( 23/08/2005 21:16)
mampaharitra azy io ka.raha tsy ampy moa atao ahoana fa dia mihezaka eo e
23. ari.malala ( 24/08/2005 12:21)
dakoma:

Alao tsy asiana fihatsaram-belatsia fa misy koa ny atao hoe leo kah.Eritrereto hoe ny vadinao lasa natavy be sady tsy nahakolokolo tena intsony fa mafy ny ady.Aiza ny vahaolana aminizany?
Betsaka mantsy ny olona no mapirefy ankehitriny na lahy na vavy na tanora na antitra.

adidin'iza no mampahatsiahy an'ilay vady ny tokony hataony ê! mifandray amin'ilay fitiavan-tena ihany io! ary ny vadinao koa anie ka olombelona toa anao ê! manana ny kilemany izy, fa tsy natao hampirafesana azy akory izany! fa tena solution de facilite sy porte de sortie hoan'ny t hampirafy ny kileman'ny olona miaraka aminy an! raha lasa natavy b izy, ampanaovy regime izy d miaraha manao sport aminy d mihena izy ê! zany ve olana? raha lasa tsy nahavatena d tsahivo zy hoe toy izao sy toy izao no nahitako anao volaohany ka nitiavako anao d avereno ireny, fa tsy vao mahita zavatra tsy mety d lasa koa hampirafy... hovoan'ny aretina amzany fa ataovy!
24. zefalah ( 24/08/2005 13:41)
arakarak'ilay olona io.
ra olona mambany be alo de ampitombo ny fitiavany zany,fa raha olona tsy de mivaky loha @zany de fitiavana naturel no azonao,ka mety hangatsiaka,ary ndray ndray koa mafana.
fa za mananatra anareo sipa iany na de zany aza.
mahaiza mampirevy vady.
25. Veloo ( 24/08/2005 16:21)
:^):^):°):°)
26. fijo ( 24/08/2005 20:55)
ok zefalah an,
27. avana ( 25/08/2005 08:12)
Misy lehilahy ts mi-tsôda mintsy ko! tia tena koa v zany?? :roll:
28. fafa ( 25/08/2005 08:33)
:-D:-D:-D
29. xxx ( 25/08/2005 08:52)
ry zefa kosa ngamba le miandry ampirevena foana ?raha io no anatra ataony , tsy mahagaga raha iapa ny sipa , aiza ary tsika zany razefa ? :-D:-D
30. Veloo ( 25/08/2005 15:39)
xxx ra izany marina dia lasa mihitsy ny sipa kle:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 25/08/2005 16:25)
avana:

Misy lehilahy ts mi-tsôda mintsy ko! tia tena koa v zany?? :roll:

Ka sao ary nareo maimbo vava k'lé. Tonga anie de maty ileiry ao ambany ao raha miakatra be loatra ny fofombava e.
32. Veloo ( 25/08/2005 19:52)
tsssssss herimiafina ko ka maninona raha tenenina @
33. fijo ( 25/08/2005 21:37)
tena manimba revy marina raha mamofona le vava an
34. vegas ( 25/08/2005 22:07)
io iany ny fika iray itazomana sipa! Omena ny aza manadino, hitsoaka ho aiza e!
35. vegas ( 25/08/2005 22:10)
io iany ny fika iray itazomana sipa! Omena ny aza manadino, hitsoaka ho aiza e!
36. fafa ( 26/08/2005 08:15)
vegas> fika inn ity lazainao? le vava maimbo ve?
37. Veloo ( 26/08/2005 15:06)
fafa :-D:-D:-D:-D
38. vegas ( 27/08/2005 00:16)
fanaovana sex ry anona a!
39. Herimiafina ( 27/08/2005 17:15)
Ny resaka sex hono hoy ny mpanoratra sasany dia zavatra efa nisy hatramin'izay niforonan'ny biby sy ny olombelona ary anisan'ny zavatra mbola tsy lefy mihintsy hatramin'izao fa mitazona hatrany ny lohalaharana.
Jereo fa ny industrie du sexe, ny mpamokatra film sex, sns momba ny sex dia mampidibola be tsy misy fetrany sy fihovana mihintsy tsy toy ny orinasa sy fivarotana sasany izay manana fotoana mampandeha ny afera sy ny tsy mampandeha azy.
40. dakoma ( 27/08/2005 21:35)
Herimiafina:

Efa fantatriny rehetra izany.Ny fanotaniana deh hoe inona ny hevitrao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1223