Mampateza ny fitiavana ve ny manao sex betsaka?

41. fijo ( 27/08/2005 23:07)
hay ve mba hainareo koa izany e?
42. Herimiafina ( 28/08/2005 15:55)
Tsy fantatro ny tokony hatao fa le izy asianareo lalanany be loatra nefa zavatra tokony handeha amin'ny inspiraka foana. Maro ny hevitry ny olona raha io no resahana ary tsy misy marina izany tsy misy diso amiko satria tsy mety mahafapo ahy daholo fa anareo.
Ity misy fanontaniana kely: hoy ilay sipa iray izay, matoa ny mpifankatia iray efa manao be foana dia mety efa hisaraka izy izay. Ny hevitrao tompoko?
43. Veloo ( 29/08/2005 14:48)
an :?:
44. fijo ( 01/09/2005 21:10)
mety marina an.efa hala dia atao sesimototra aloha ko.
45. Veloo ( 01/09/2005 21:13)
an :?:
46. fijo ( 01/09/2005 21:14)
amin'izay rehefa misaraka dia mba hoe efa leo kosa izy izay ko
47. Veloo ( 02/09/2005 16:27)
8)8)
48. ralaisa ( 02/09/2005 18:45)
Raha olona efa hisarahana dia efa tsy hananana fitiavana intsony izany.Ka raha olona tsy tiana intsony hahasosotra be ny hanao firaisana aminy.Noho izany ohatran'ny tsy d'accord @ théorien'i Herimiafina aho.
49. harry5 ( 13/09/2005 14:46)
lazaiko aminao fa io no mi reglé ny tonkatranofa rehefa io tsy mande de efa rava tsy ho ela izanany
raha vola no tsy ampy afaka misambotra fa raha io vita ny momba anao donc le sex il y a des role importan dans la vie


50. deghany ( 13/09/2005 15:07)
misaina @ le ranony latsaka zany!!! heheheheh
51. hesham ( 22/09/2005 12:53)
[quote=avana]
Ny lehilahy na vehivavy tsy tia mitsoda mety maimbo vava fa tsy hoe tia tena .:-D:-D:-D:-D
52. xxx ( 22/09/2005 12:57)
Tsy mampateza fitiavana mintsy amiko ny fanaovana firaisana aranofo fona satria tsy ny firaisana ihany no mampifankatia amiko .Leo be kosa za raha isaky ny miaraka dia hanao firaisana fona .Manjary miferonaina in1 za .:)
53. hesham ( 23/09/2005 07:04)
:lol::lol::lol:
54. fasaly ( 25/09/2005 18:38)
marina ihany aloh ny an'i xxx e!
55. deghany ( 26/09/2005 15:37)
dakoma:

Rehefa avy mivady 5taona amin`ny vadinao ve ianao dia mbola mitsôda rehefa manao aminy?
Aminay le mbola misipasipa mantsy dia mamy be mihintsy izany.


don-dohalika de tonga de kbish!! kbash!! kdou!! kda!! crac crac booum!!! hehehehhhehe

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2421