culotte de cheval

1. vivi ( 22/08/2005 12:27)
inona ny atao analana anireny culotte de cheval ireny, fa tena manana zandry aho fa tena manana compexe izy amonio , nefa anie izy mince kely e, mba omeo hevitra raha misy e , misaotra mialoha
répondu par majakely le 29/09/2005 13:42
2. booboo ( 22/08/2005 13:33)
manao sport ihany angamba...
3. RockyMaivia ( 22/08/2005 14:22)
Asiana safoiko isan'andro io dia mihena! o^o
4. bichette ( 22/08/2005 15:09)
manao gymnasdtique "hono" dia ilay matory miorirana dia apekarina sy ampidinina ny tongotra (ohatran'ny ciseaux) atao in betsaka avy eo mivadika avy eo dia atao ohatran'izany koa ny ilany. Misy milaza fa rehefa mitsangana koa hono dia tsy ilay mitongilangilana ireny izany hoe tsy mi s'appuyer sur un côté dia rehefa mipetraka dia mi s'enfoncer au fond de la chaise fa tsy mipetraka amorontseza
5. fasaly ( 22/08/2005 15:46)
le manao exercice irery ao antrano tsy motivé sady tsy regulier ny fanaovana azy, fa asaina miditra manao fitness izy fa miova ny forme no voafafa miandalana iny culotte de cheval iny no miha ferme
ny corp-ny sinon ny tena efficace de chirurgie esthétik fa ça depend ny prix raha manankatao izy.
6. kally ( 22/08/2005 16:04)
Io lazain'i Bichette io no tena mahafaka azy, isa-maraina sy hariva manao ciseaux.
7. pitchou ( 22/08/2005 17:48)
matetika ny olona tia misababaka hono no misy culotte de cheval!
8. Veloo ( 22/08/2005 17:53)
inn zany culotte de cheval zany? tsy oul matavy ve no misy an'io?
9. kally ( 22/08/2005 19:50)
Tia misababaka ahoana koa ry Pitchou? Ny mifanohitra amin'izay aza angamba hoy aho satria io ciseaux manafaka azy io ange misabaka mihorirana dia ampiakarina sy ampidinina ny tongotra e!
10. Tenio ( 23/08/2005 07:37)
Inona aloha zany culote de cheval fa somary tsy azoko tsara? iza no mba afaka hanazava?
11. bichette ( 23/08/2005 07:57)
culotte de cheval = ilay nofo eo ambanimbanin'ny hanche io, ny vehivavy no tena misy an'io ary tsy voatery hoe matavy ihany fa na ny mahia aza mety misy azy io.
12. bichette ( 23/08/2005 07:58)
asa na mazava ilay fanazavana fa hazavao ry reto a hi hi hi
13. ainaheri ( 23/08/2005 12:13)
f'anga d tsy misy kilaotinjavatrafa fa d natao any @ soavaly lay izy???:-w
14. booboo ( 23/08/2005 13:14)
satria mitovy @ culotte-na sôvaly dé zay. Sao culotte natao ho an' ny fivaviana ara no eritreretin'i Ainaheri ?
15. fasaly ( 23/08/2005 16:01)
lay culotte de cheval re lay forme na vehivavy mitifitra be mivoaka ny sisiny roa au niveau ny fesse a! misy ny forme ny vehivavy somary ronderonde eo fa ny culotte de cheval tena mi depasse be lay forme de raha vao mitifitra be iny de efa culotte de cheval zany, ambany ny hanche amy sisiny roa ivelany araka ny fuilazan'ny bobo. misy izy na mahaia aza misy an'io fa amiko dia ny sport ihany mahery vaika no mahafaka azy, fa ny tena eficace ny chirurgie ihany, fa mila saosy alony ho an'izay manana hatao e!
16. fijo ( 23/08/2005 22:11)
asa aloha fa ny sipa misy an'io anie ka milay e.asa aloha fa za moa efa hainareo ihany e.
17. bichette ( 24/08/2005 06:38)
fijo : serieux ve zany ry fijo ? tin'lehilah ve ny sipa misy an'ireny
18. Veloo ( 24/08/2005 16:44)
bichette :-D:-D:-D
19. fijo ( 24/08/2005 21:19)
biby an,tena marina izany.ary gaga aho amin'ny sipa hoe misy complexe raha misy an'io.iny nefa no tena misarika aminy
20. bichette ( 25/08/2005 07:16)
imperfection ny culotte de cheval ka izany ve no tinan'ny bandy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8684