culotte de cheval
23. vivi
(
27/08/2005 08:12)
misaotra betsaka @nareo rehetra izay namaly é fa tena manan namana mihitsy
25. pitchou
(
29/08/2005 18:36)
kally> izay vao tonga teto fa zafady aky! ka monitrice na aerobic no nilaza izany ary ko! raha toa ka manao ciseaux ndry d ny fessiers sy ny tapon'ny fe no tena henon-dry miasa, fa le toerana misy an'io dia le misababaka hono no mahatonga azy, ka raha ahanala azy izany dia atao sababaka henjana be mihitsy, mandry sur le côté dia ingaina ny tongotra ilany dia atao avo tsara ary tsy amelana raha tsy reraka be mintsy! sinon ny mahafaka azy hono dia massage no haingana indrindra
26. booboo
(
30/08/2005 15:07)
marary velona lé massage ! aleo ihany sport na ho 100 taona aza vao afaka ! sérieux e !
28. bichette
(
30/08/2005 18:12)
pitchou > aona tsara lay misababaka henjana be ? rehefa mandé ve zany sa rehefa mipetraka sa inn
vivi > teneno hono zany aky fa imperfection manatsara hono ny kiloty de seval
vivi > teneno hono zany aky fa imperfection manatsara hono ny kiloty de seval
Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-08-2005 01:10:30
Lohateny : Re : culotte de cheval
imperfection manatsara endrika izany ry bibi an
29. vivi
(
30/08/2005 21:44)
i fijo kosa aloha bandy milay fa tsy mitady ny tonga lafatra fa mba miainga @ fitiavana mihitsy , mety tsy ilay culotte de cheval no tiany fa ilay sipa kosa e!
30. majakely
(
31/08/2005 06:33)
sady io cullote de cheval io koa anie tsy miankina amin'ny hoe manao sport na tsia e! ny prof de gymn -nay zao misy an'io, nefa sportive be izy ,nefa zah tsy de manao sport firy par rapport aminy ,nefa zah mba maniry ny hisy an'io na dia kelikely fotsiny aza //nefa tsy misy !!!!Efa toe-batana koa ilay izy !toy ny sipa ao ny be sokatry sy ny sipa fisa-body io !!!
32. bichette
(
31/08/2005 13:28)
ny olombelona koa anie miovaova e ! taloha ilay be nono sy fisaka vody ireny no tena top zao andraindraina ny be vody, atao chirurgie mihintsy tokony atao lamaody koa ny kiloty dé seval sa ahoana ry reto:wink:
33. Veloo
(
31/08/2005 19:04)
bichette a,
aty zany be nono zany tena mbola revy be knou :-D:-D:-D:-D ampian'ny be vody mo tsy lazaina intsony, sy ny be molotra ko an :-D:-D:-D atao doly chirurgie rehetra...
aty zany be nono zany tena mbola revy be knou :-D:-D:-D:-D ampian'ny be vody mo tsy lazaina intsony, sy ny be molotra ko an :-D:-D:-D atao doly chirurgie rehetra...
38. fijo
(
03/09/2005 19:46)
bibi an,asehoy eto anie le sipa misy an'io e,ho hitan'ny rehetra ny hatsarany.milay wa io fa nareo ve.