Atao @ tànana

1. notron ( 22/07/2005 14:45)
Mba tsy hahalalàn'ny ankizy ny resaka dia nifanaraka isy mivady fa lazaina hoe Manjaitra rehefa hanao ilay fanaon'ny mpivady.
- Ndao @ zay Ramatoa hanjaitra fa efa matory n ankizy a!
- Aoka aloha fa mbola hamita kely ireto sasa vilia ireto za e!
- sssssss! refa tsy ho avy iny de aleo aloha za hitsaty (chat) kely fa tsssssss! sady misy site WEB tiako jerena zay ao.
- Ndao @ zay ary Rangahy raha hanjaitra fa enao zany toa varina eo ambony ordinatera eo foana koooo!
- sssssss! tara loatra ianao fa efa nozairiko t@ tànana eeee!
- Sady mitsaty @ Internet ve? tsssssss! Hitako moa izy nilaza tamiko foana hoe lasa WEBMASTER
répondu par Veloo le 29/07/2005 18:09
2. cocorie ( 22/07/2005 15:07)
=))=))
Web ve zany le zavatra de
master = masturb
hihihi, sao de mba bedin'drahery Webmaster ato, tsara ko zany asan'ise zany ry Hery an! double emploi
3. booboo ( 22/07/2005 16:37)
hihihihihihihi
4. pika ( 23/07/2005 07:24)
tsy ratsy ka
5. STONG ( 23/07/2005 11:21)
Da ny tena no menatsa=))=))=))=))=)):oops:
6. lolabe ( 23/07/2005 11:42)
Fa hono oa f'anga de tsy mba misy censure intsony itony zavatra itony Andriamatoa Hery fa toa samy milaza izay tiany lazaina ato daholo ny lalintsaina isany, de tena mahamenatra raha toa ka de izao sisa no niafaran'ity site web ity, tsy misy fitaizana intsony, efa ela za no saika namaly tato satria efa maro izay nanao zavatra tsy de manjary tato izay nefa de nojerena fotsiny hatraminizao
7. fasaly ( 23/07/2005 16:51)
aleo aloha izaho mba hiteny:
lolabe:
tsy hoe manohitra anao zà an! fa raha mijery ny aminy site sasany ianao ny forum no tiko lazaina de mbola azo lazaina ho potable dooly ny ankizy ato
satria raha ny hitako any amy site sasany de tena mbola pire ary direct be mintsy ny any no teny ratsy tsy teny ratsy sns.......ka de tsy haiko aloha
fa tsy voatery hamaly amy ilay sizé tsy mi interessé anao enao fa mandehàna any amy sié hafa tokony hidirana fa ilay izy toa mibolisatra foana de tsy maintsy hanafintohina anao ihany, sady ilay ato anie hatsiakana sy lalao e!, jereo i françis turbo aza eny ambony podium manao hatsikana, feno ny salle nefa mbola pire noho izany koa ny resaka hataony de ahaoa aza izany e!?????
8. sonwin ( 23/07/2005 18:10)
lolabe> eto amin'ny dinika hatsikana sy lalao enao zao fa any amin'ny dinika hafa miteny an'io

aleo hihomehy amizay:-D:-D:-D
9. scorpion ( 24/07/2005 08:45)
voa mafy ihany leiry fa tanana ve!!tanana maina be iny, raha tsy hoe nasiana savony angamba
10. fasaly ( 24/07/2005 11:29)
ko rehefa maika ve izy tsy hampiasa tanana e!
aiza ny de savony e! efa misy anie ny lubrifiant e!
aza mba maimaimaika ihany aza raha izany.
11. scorpion ( 24/07/2005 16:25)
lubrifiant nga hono ny tena fanaovana azy?mahay enao zany an
12. fasaly ( 24/07/2005 17:08)
ka inona fotsiny no hamarotana ireny ry scorpion tsy ampiasaina amy ilàna azy a! tsy aleo ve iny toy izay savony sao voan'ny aretina amy savony eo kou!
13. mozart ( 24/07/2005 18:18)
tsara kosa iny indray mitoraka iny ry notron an! milay eee! misaotra ireo webmaster nametraka ty faux rhum ty!
14. fasaly ( 24/07/2005 18:39)
mozart:
faux rhum amy n'in fa tsy mazava azafady?
15. akamatiana ( 24/07/2005 22:25)
:-D :-D :-D
16. sonwin ( 25/07/2005 04:16)
fasaly> faux rhum kosa no eto ka ts mazava ahona aza:-D
17. sasa ( 25/07/2005 04:33)
kaiiiiiiiiiiiiiiiiiiiile any izany=))=))=))=))=))=))
18. mandrindra ( 25/07/2005 09:26)
:-D:-D, lasa webmaster izany i Tarzan
19. naritsimba ( 26/07/2005 05:29)
Efa zatra manao zaitra tanana mihitsy kay i notron !!!!!!
Aleo ny anay ho zairina @ machine ihany fa mandreraka le manao zaitra tanana e!!!!!!
:D tsiky dia ampy
20. naritsimba ( 26/07/2005 05:30)
Efa zatra manao zaitra tanana mihitsy kay i notron !!!!!!
Aleo ny anay ho zairina @ machine ihany fa mandreraka le manao zaitra tanana e!!!!!!
:D tsiky dia ampy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4876