Atao @ tànana
21. fasaly
(
26/07/2005 06:44)
naritsimba;
k'efa hoe maika be nedala de tsy hariny tsony k'aleony nanjaitra tanàna kanefa le atao tanàana tsy maharitra ny zaitra fa mora rovitra ihany de mitady hanjaitra hatrany. ko tsy aleo marina ve zairina amy machine mba mateza

22. notron
(
26/07/2005 12:02)
lolabe> tsy misy teny ratsy io voasoratra io na iray aza fa anjaran'izay mamaky azy no mandika azy arak'izay hitiavany na izay tsy hitiavany azy.
Raha alcool no resahana dia mbola 1,5° io.
Raha sanatria ka tsy ampy taona ianao dia aza mamaky rehefa za no manoratra hatsikana.

23. ari.malala
(
26/07/2005 12:23)
:-D:-D:-Dtarzan webmaster? =))=))=))=))
naritsimba, machine in no anjairanao anazy? =))=))=))=))
lolabe, angaha moa misy miteny ratsy eto? sa inona no tokony hosivanina?

30. Veloo
(
29/07/2005 18:09)
ary to tsy misy miresaka intsony fa dia sary fotsiny sisa no eto? :-D:-D:-D