Tsy tafala amnà sipa tsony;;;

1. ezra ( 14/07/2005 08:05)
Misy le tonon-kira oe : "tsy afaka amin'io vehivavy io ialahy na oaiza na oaiza" b ny antony...tena marina v?
répondu par lorra le 10/11/2005 09:01
2. datsimin ( 14/07/2005 08:58)
3. xxx ( 14/07/2005 09:05)
mifankatia zany ry zareo matoa tsy misaraka ê! fa tena misy io ê! fa tsy ny sipa ihany no tsy hafaka fa misy koa ny vhv tsy afaka amina lhl,ny antony? betsaka, fa raha resaka hafahafa indray aloha tsy haiko ê!
4. hangaroo ( 14/07/2005 09:34)
Tena amoureux izy matoa tsy tafala e. In anefa no maharatsy izany e.Raha tsy hoe angaha na de manitsaka aza ny iray de tsy tafala Hafa ndray zay
5. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:24)
6. sonwin ( 14/07/2005 13:08)
fa hiala ho aiza koa moa?
7. fasaly ( 14/07/2005 15:38)
mahazo ny rehetra izy izany, voky sakafo tsra, voakarakara tsra.
8. fijo ( 14/07/2005 22:08)
ahan voky tsara na ny ambony na ny ambany.(kibo io an)
9. fasaly ( 15/07/2005 07:21)
hihihihi!
10. cocorie ( 15/07/2005 14:16)
Ka tena pot de colle ve zany le vehivavy de tsy afaka mihitsy. Aiza no misy kofy boay mahavoky ambony (vava) sy ambany (kibo)ohatran'izany f'ilaiko ry zareo a!hihihi za noana sakafo an! sao de ratsy saina eo daholo^^:{
11. fasaly ( 15/07/2005 16:06)
cocorie:
bedin'i dada eo njy an!
12. sonwin ( 15/07/2005 16:50)
cocorie:wink:
13. zafindoalika ( 16/07/2005 02:56)
Raha ny amiko indray dia izao: miankina aminao foan a izany fa tsy misy tsy afaka izany ; fa mmatoa tsy afka mbola tiako izy ; ary tsy izany koa ve no ilaina ; tsara ve ireny etsy de eroa ; raha misy olana dia aleo mangina dia vita indray ny amin'iny .
14. fijo ( 18/07/2005 22:39)
cocorie sao dia mba za no mety ahavoky andry?
15. akamatiana ( 19/07/2005 03:42)
tsy maintsy tafala foana refa te iala ny oul ray , fa matoa ka te iala enao nefa tsy tafala de entin'le sipa am ze tiany itonjany anao enao zay , ra tady itsoka de rahonany kely , hihhihihh de iny famamikitra njay , asa klou eh:roll::roll:
16. harotiana ( 19/07/2005 13:05)
Rehefa ao @ ilay fitiavana tena mamy tsy tafala intsony é !!!! Je parle en connaissance de causes!!!!!
17. mandrindra ( 19/07/2005 14:40)
mba velabelaro eto ary ilay causesn'le connaissance an'i harotiana mba ho azonay izay antony e.
18. fijo ( 19/07/2005 21:43)
akamatiana ,mahay milalao an.
19. naritsimba ( 21/07/2005 08:48)
raha sipa alou afaka miala fa raha vady mety anahirana satria mbola mila mankany @ tribunal
20. harotiana ( 21/07/2005 11:34)
mandrindra:

mba velabelaro eto ary ilay causesn'le connaissance an'i harotiana mba ho azonay izay antony e.



Efa ho 5 taona izahay izao no miaraka ary mbola mamy hoatran'i voalohany ny fitiavanay. Manantena aho fa mbola ho mamy mandrakizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4378