Tsy tafala amnà sipa tsony;;;
21. mandrindra
(
21/07/2005 12:44)
Lojika anie izany ry harotiana e, samy mbola mamy ve dia te hiala.
Fa raha misy iray mandre matsatso na manomboka mangidy, na dia tantely aza ny an'ny ankilany, dia efa hafa indray ny fihodin'ny tantara.
Fa raha misy iray mandre matsatso na manomboka mangidy, na dia tantely aza ny an'ny ankilany, dia efa hafa indray ny fihodin'ny tantara.
23. harotiana
(
21/07/2005 13:47)
Ka io arakaraka ny toetran'i olona. Ao @ fitiavana sady misy ny mamy ary misy ny mangidy. Lalan-tsarotra hoy ny sasany.An'i tsirairay no mandinika.
32. fijo
(
27/07/2005 21:36)
harotiana resaka V inona kay n ataoko????
akamatiana,za mahay milalao vilany.misy kaly
akamatiana,za mahay milalao vilany.misy kaly
36. akamatiana
(
01/08/2005 16:39)
fijo hein mahay mamadika resaka an :( io lah ary fa coupable houn:wink:
37. fijo
(
03/08/2005 22:11)
akamatiana,ka tsy azoko izay lazainy ko.
mandrindra,capable aho fa tsy coupable ka
mandrindra,capable aho fa tsy coupable ka
38. mandrindra
(
05/08/2005 15:25)
izay tohiny mety ho gravy fa vao mandre hoe capable fotsiny dia efa ,hmmmmm