fampirafesana

1. rdjr ( 11/07/2005 13:05)
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????
répondu par fijo le 20/07/2005 22:12
2. Herytae ( 11/07/2005 13:17)
ny vhv!! izay no hitako.
3. ainaheri ( 11/07/2005 13:25)
Ny veh manao malemy mantsina zay izy hmmmm
iny no tena fangolika
4. isrine ( 11/07/2005 13:39)
De aleo atao hoe ny vehivavy e. Nefa iza no mikoty? tsy ny lehilahy ve?
Ny sasany na dia hita fa efa manambady aza ilay vehivavy de kotina ihany fa hoe tina hono.
Raha izaho vehivavy aloha, dia hoy aho hoe ny lehilahy satria izy no mikoty.
Ankavitsiana ny ahitana lehilahy tsy mampirafy izany!
5. xxx ( 11/07/2005 13:39)
raha pourcentage angamba dia ny lehilahy no bebe kokoa no mapirafy
6. fasaly ( 11/07/2005 13:55)
marina izany e! ny lehilahy no tena mampirafy.
7. mandrindra ( 11/07/2005 14:10)
eo ndray de hifanalika eo hoe i anona fa tsy izaho nefa rehefa manao an'io samy faly daholo.
8. sipagasy ( 11/07/2005 14:25)
iza no tena fositra e!????? hihihi mila valiny annnn
9. fasaly ( 11/07/2005 14:32)
mandrindra:
marina anie zany lazaiko zany e!
betsaka ny tatitra azoko fa toa mitaraina dooly ny sipa any dago any noho ny fampirafesan'ny lehilahy vadiny azy. ny vady ao antrano mpikarakara fa ny any ivelany no tena mamy sy matsiro sa ahoana???
10. mandrindra ( 11/07/2005 14:59)
Fa izaho indray aloha haniko foana rehefa tsara sy tsy mamparary kibo e. Fa ireo vehivavy mitaraina ireo ve tsy mba mody resaka fotsiny fa samy manao daholo io e. Ny aza midofotra ihany hoa de manja.
Any dago koa ange izao efa betsaka ny sipa manao 2è bureao fotsiny e. Amin'zay ry sipa isany androany 2è bureau an'i X, rahampitso an'i Y dia mitohy sy mihodina hatrany ny andro, tsy mampirafy ve izany?
11. yonikafopl ( 11/07/2005 21:02)
betsaka ny lehilahy no mampirafy, ary mifandanja amin'ny isany ihany ny vehivavy mampirafy raha samy misaina doly ny we manao ahy de mba ataoko koa.

Fa inona nefa no mety ho tombotsoa eee, ilay orgasme kely indray miserana iny ve???, ny vola lany, ny hery mihena, ny ahiahy so de tratra etsy andaniny, asa klou eee, safidy io fampirafesana io fa tsy nisy nifanery ny hampirafy ngamba, ka aleo samy handeha am safidiny ny tsirairay. Ho anay tsy mahatanty de aleo miala mora kleee:)
12. lo ( 12/07/2005 02:45)
ny sary indray mipika koa v mampirafy ? sa ny tantara mitohy iany?
13. yonikafopl ( 12/07/2005 05:41)
rehefa manana relation am olona hafa ankoatra ilay tiana, na am teny na am fihetsika dia mampirafy izay cousin a.
14. mandrindra ( 12/07/2005 09:01)
yonikafopl, ary raha amin'ny maso fotsiny?
15. fasaly ( 12/07/2005 11:44)
ary raha amy nofy fotsiny, fantasme???
16. Herytae ( 12/07/2005 12:02)
:b manao daholo zany e! shhhhh!
17. mandrindra ( 12/07/2005 12:16)
izay tsy manao no manenina !!!
18. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:45)
rdjr:

Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????



Ny tena mahery dia izay tsy tratra mihintsy, ka matetika ny vehivavy dia mahay mandainga tsara ka tsy mety tratra ary na tratra aza tsy mety manaiky, sa tsy izany?
19. fasaly ( 12/07/2005 13:31)
20. HeryLo ( 12/07/2005 14:01)
Vehivavy no tena gaigy be =D=D=D=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292