fampirafesana
21. fijo
(
12/07/2005 21:35)
isirine an,ny fampirafisana tsy misy na mikoty aza ny lehilahy raha tsy manaiky ny sipa.
XXX raha staty dia ny lehilahy no bebe.
izao atao an tsaina.raha bandy folo no mampirafy,dikan'izany misy sipa folo ampirafesina.ka stat ahoana no hilazana fa ny bandy no manao kokoa.
fasaly."maro ny tatitra fa mijaly ny sipa ,amin'ny fampirafesan'ny bandy azy".=ka raha samy mampirafy izany ny bandy,ilay sipa mitaraina koa ve tsy ao anatin'ilay miaraka amin'ny bandy???

23. fijo
(
12/07/2005 22:30)
izay ka.satria tsy misy mampirafy irery izany,fa tsimaintsy roa vao mampirafy.
25. fasaly
(
13/07/2005 10:58)
ka lay sipa miatraina eto anie ry fijo lay fizakin'ny fiainana sy ny fitaizàna sns..... de antitra kely eo de le vady mandeha mitady ny hafa any ivelany, de zay no mahatonga azy, efa leoleo ny ao anttrano de mandeha mitady ny any ivelany.
26. soacool
(
13/07/2005 14:06)
Samy misy samy ramanana io papa a
jhouhlambout:
rdjr:
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????
Ny tena mahery dia izay tsy tratra mihintsy, ka matetika ny vehivavy dia mahay mandainga tsara ka tsy mety tratra ary na tratra aza tsy mety manaiky, sa tsy izany?
27. soacool
(
13/07/2005 14:08)
Samy misy samy ramanana io papa a
jhouhlambout:
rdjr:
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????
Ny tena mahery dia izay tsy tratra mihintsy, ka matetika ny vehivavy dia mahay mandainga tsara ka tsy mety tratra ary na tratra aza tsy mety manaiky, sa tsy izany?
28. soacool
(
13/07/2005 14:14)
Samy misy samy ramanana io papa a
jhouhlambout:
rdjr:
Iza no tena mahery raha ampirafy?
Ny lehilahy sa ny Vehivavy????
Ny tena mahery dia izay tsy tratra mihintsy, ka matetika ny vehivavy dia mahay mandainga tsara ka tsy mety tratra ary na tratra aza tsy mety manaiky, sa tsy izany?
31. fasaly
(
14/07/2005 06:09)
fijo;
ka efa hoe vizan'ny taiza sy ny fiainana de lasa ratsy tarehy de tsy misy mpitia na ny vady antranony aza e! zay anie e!
ka efa hoe vizan'ny taiza sy ny fiainana de lasa ratsy tarehy de tsy misy mpitia na ny vady antranony aza e! zay anie e!
32. poupounesana
(
14/07/2005 07:36)
iza hono no mahery? kay le izy ane hifaninanana zany koa aiza moa no tsy ho betsaka ny hanao an'le izy! :wink:
33. sonwin
(
14/07/2005 09:02)
aza mifaninana amin'ny lehilahy zany owa fa mendy fotsiny eo :)
ah! kay poupou io..:wink:
ah! kay poupou io..:wink:
35. steph02
(
14/07/2005 10:35)
izay mahatanty manao izay tsy mahatanty tsy manao ny fampirafesana antony maro ny mahatoga azy ary samy manana ny raison na ny lahy na ny vavy tandremo fotsiny soa tratra dia aza madaiga fa tsy mahalasa lavitra io
36. byya
(
14/07/2005 11:33)
lo:
ny sary indray mipika koa v mampirafy ? sa ny tantara mitohy iany?
na indray na indroa mitovy foana . ohatrn' ilay hoe : mikasa sy manao dia mitovy e!!!
38. fijo
(
14/07/2005 21:35)
sonwin,mazava hoazy.raha mitovy ve ny ahazo tsy aleo mihinana vao bedytoa izay mitsiriritra dia bedy le
40. rdjr
(
15/07/2005 12:29)
yonikafopl:
rehefa manana relation am olona hafa ankoatra ilay tiana, na am teny na am fihetsika dia mampirafy izay cousin a.
Mercie @ 'le hvtr e!