fampirafesana
44. poupounesana
(
16/07/2005 06:37)
iza aloha no sahy hilaza fa hoe nampirafy d tsy nikorontana ny fiainany eh! le izy ane mety nilay b t@ voalohany fa aveo ... ataoyv ihany moa koa! iza moa no hijinja ny nafafinareo eo fa tsy nareo ihany
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
46. fasaly
(
17/07/2005 19:37)
poupou!
misy mahay mi jouer role tsara ka de tsy manimba zavatra mintsy.
misy mahay mi jouer role tsara ka de tsy manimba zavatra mintsy.
47. Herytae
(
18/07/2005 12:44)
poupoune> za zao 20ans de marriage, hatr@ zay ka hatrizao tsisy fotona tsy nampirafesako, ndraindray misy telo aman'efatra! ain! mbola 'ty za eto! ny tokantranoko milamina tsy mbola nisy olana! k'ahoana?? efa hoe miankina @ fitondran'ny tsirairay azy io wa!!!!:o
48. mandrindra
(
18/07/2005 14:14)
sahala amin'ny kitra io e. Izay mahay mijijy sy mamitaka dia mahafaty baolina foana. Na iza na iza no mpiandry tsatokazo eo.
53. krust
(
20/07/2005 12:53)
na bandy na sipa samy manao anio daholo e.Aaleo anao @ ny eo fa izaho angaha no ho voan'ny torabato avy any an danitra;eh e jerijerena fontsiny mantsy ny teny hoe:AZA MIJANGAJANGA.Ao anaty BAIBOLY.FA TSY AMPIHARINA.
54. mandrindra
(
20/07/2005 13:56)
tsy jerena mihitsy io ka, fiainana manadalo ity ry krust ka aleo aho mba hifaly a.
55. booboo
(
20/07/2005 13:59)
ny lhl hatreto ny terrible raha hampirafy raha zao raha havalin-dreo zao !
56. mandrindra
(
20/07/2005 15:59)
dia hampirafy samy lehilahy ve ry booboo. Aiza kosa e, tsy maintsy misy vehivavy ka.
57. fijo
(
20/07/2005 22:12)
booboo an efa nolazaikofa tsy misy mampirafy irery izany,fa matoa mampirafy dia misy roa ao.