Aiza ny anciens LTC rehetra e!
1. lary
(
01/07/2005 12:47)
Salama daholo e! mba te handre vaovao avy aminareo rehetra e!
répondu par fijo le 22/08/2005 20:32
3. dadabe
(
03/07/2005 10:59)
ary nisy namafa ve le zavatra nosoratako sa ahona e
:twisted: misy sivana ato kle :evil:
:twisted: misy sivana ato kle :evil:
8. sonwin
(
04/07/2005 20:15)
lary:
Salama daholo e! mba te handre vaovao avy aminareo rehetra e!
ny vaovao dia hoe nafindra any Andohalo hono ny LTC, na enao io zao ahona e? efa mivarotra sa?
11. akamatiana
(
05/07/2005 03:27)
dadabe kou maninn ary no vofafa ny soratan'lah ra tsy zany :-P ntsooo etsy:-* zany cherikeliko zany an:wink:
12. ericgael
(
05/07/2005 05:18)
Avereno njay léty dé hita eo hoé mbôla vofafa vé, fa raha zay dé misy tsy mazava ao 8O. :?:
14. akamatiana
(
05/07/2005 14:31)
dadabe nann waa:-* iany refa tsy kila de avereno , le ray voatokany an'i cheribe:wink::-P
15. dadabe
(
05/07/2005 16:00)
:evil::evil:
njy ve klou ancien LTC e?:-w:-w
mahalala ny refectoire ny LTC ve ndry io ??:-w
tsssss zah kou rangah tsy mila raha vao tsy tao @ LTC njy a,aiza aza rafotsy zay le:@:@:@:@:@:@:@
njy ve klou ancien LTC e?:-w:-w
mahalala ny refectoire ny LTC ve ndry io ??:-w
tsssss zah kou rangah tsy mila raha vao tsy tao @ LTC njy a,aiza aza rafotsy zay le:@:@:@:@:@:@:@
18. akamatiana
(
06/07/2005 05:19)
dadabe wajayyy zah kou l'ty tsy mila an, io eny fijo miantso anah , sady lah mou virja:wink::-*:-*
