Aiza ny anciens LTC rehetra e!

21. booboo ( 06/07/2005 11:28)
Lary>aseseho ny listen'ny namana fa mety misy LTC ho hitanao ihany angamba ao. mazotoa.
22. fijo ( 06/07/2005 19:33)
akamatiana izay mihintsy akia an.
23. akamatiana ( 06/07/2005 20:38)
fijo eo ary eh lol:-*
24. fijo ( 06/07/2005 21:37)
hummmmmm (l) iny e
25. dadabe ( 07/07/2005 03:42)
nareo ve klou mpianatra tao @ LTC e:-w:-w
26. akamatiana ( 07/07/2005 04:31)
(l) de tsilaim tsilaim klou fa lah mbola virja ah :-P

dadabe lol:-P
27. yonikafopl ( 07/07/2005 07:42)
dadabe fa misy ilana ahy nga ato???:roll::-w:-w
28. sonwin ( 07/07/2005 12:49)
o ry zareo an, nareo kosa ranga de mamerina resaka mitovy isaky ny mivadika dinika an..LTC nge ny eto e!!!:roll:
29. sasa ( 07/07/2005 13:32)
chuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuuut
30. akamatiana ( 07/07/2005 15:02)
:roll::-@
31. fijo ( 07/07/2005 19:56)
ok akamatiako an.moramora ihay fa tonga ny farany o
32. yonikafopl ( 08/07/2005 07:11)
fa LTC taiza klou le izy eeee, so de mbo tany Ambato fa za mahalala oll bedabe nianatra tany, sa ao AMpefiloha fa bedabe kou ny akamako tao kleee:wink:
33. dadabe ( 08/07/2005 07:19)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 07-07-2005 14:49:55
Lohateny : Re : Aiza ny anciens LTC rehetra e!
o ry zareo an, nareo kosa ranga de mamerina resaka mitovy isaky ny mivadika dinika an..LTC nge ny eto e!!!

hany ka lasa mahakamo le manoratra ato kle :evil:
34. yonikafopl ( 08/07/2005 07:27)
hahahaha, dadabe no isan'ny mpanova resaka de izy njay no lasa kamo:-D:-D:-D:-D

za klou tsy ho kamo eeee, sady mamaly raha mahay no manala azy kounkou tena milay:-P
35. dadabe ( 08/07/2005 07:29)
zah hirarah !!:-D
36. NiainaJ ( 08/07/2005 07:32)
mba manorata izay tena encien LTC eto e! na any ivelany aza. Ohatra t@ andron'ny Proviseur Martin tao.
37. akamatiana ( 08/07/2005 07:47)
fijo efa we:-@ LoL
38. dadabe ( 08/07/2005 08:19)
Niaina fa ianao t@ taona firy no tao?
39. sonwin ( 08/07/2005 08:34)
he he he zay ahay :)
40. yonikafopl ( 08/07/2005 08:46)
:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0185