Aiza ny anciens LTC rehetra e!

41. dadabe ( 08/07/2005 14:05)
:roll:
42. fijo ( 09/07/2005 21:25)
akamatiana;ngah ndry te ihinana gana no misy gana kely eo akaikin'ny loha?
43. dadabe ( 10/07/2005 05:22)
:-D:-D
44. fijo ( 11/07/2005 20:58)
mety noana le sipa kely ko
45. yonikafopl ( 11/07/2005 21:33)
aty aminay kou tsy misy gana fa mety ho izay marina ngamba kleee
46. dadabe ( 12/07/2005 01:53)
:*:*
47. yonikafopl ( 12/07/2005 05:06)
:roll::)
48. dadabe ( 12/07/2005 12:15)
:*:*
49. sonwin ( 12/07/2005 14:17)
io indray bedada fa mitsoada le hi hi:)
50. fijo ( 12/07/2005 20:19)
ka eo kosa bebe ko
51. sonwin ( 13/07/2005 22:37)
tokony misy sary manambara ny tohin'io mitsoda io le..fa atao any amin'ny resak'olon-dehibe ihany
52. fijo ( 14/07/2005 20:20)
eny tokoa wa le.hummmmmm izany ka hevitra
53. sonwin ( 15/07/2005 14:08)
tairo hevitra io sefo a...sa tsy mety ve?
54. fijo ( 18/07/2005 20:08)
io rahery mba dinio fa mitady tohiny ny vahoaka an
55. johns ( 19/07/2005 11:05)
NiainaJ:

mba manorata izay tena encien LTC eto e! na any ivelany aza. Ohatra t@ andron'ny Proviseur Martin tao.

Zay zany isan'izy io e d'efa mikandra zay zao. De mamelombady aman-janaka . Nilay tao ka ok!
Dia an'ny hafa indray zao

56. fijo ( 19/07/2005 20:03)
izay izany hono e;efa tafa ny namana
57. bryant ( 19/08/2005 13:39)
izaho mpianatra tao @ LTC nanomboka t@ seconde ka hatrami'ny terminale.Promotion 2000/2001 zay no nka bacc. chef de classe aho première sy terminale ary capitaine d'équipe ny baskett-ball tao aho. Tao aorian-dry Jesosy reny zany zay e!
LTC aloha tena milay e! na resaka fianarana na resaka sipa na resaka sports na resaka revy complet daholo zany tao!raproviseur koa tena milay ny fikany e! (Ramartin io an!°
58. fijo ( 22/08/2005 20:32)
dia mireve tsara ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1031