Aza atao mahatezitra fa kilalao

1. ainaheri ( 20/06/2005 12:32)
Fa maninona hono no natao maimbo ny etotra??
répondu par dadabe le 01/07/2005 10:38
2. pissoa ( 20/06/2005 12:59)
satria manjary mitovy am'le bisou lavitra reny raha atao manitra! (le mitsoka tanana kely de mikopakopaka) :roll:
3. ainaheri ( 20/06/2005 13:23)
tsia tompoko
4. kally ( 20/06/2005 16:03)
Dia mba afaka mankafy koa hono ny marenina.
5. mandrindra ( 20/06/2005 16:10)
izao izany no tena atao hoe resaketotra an :D
6. nazi ( 20/06/2005 17:00)
anjekako amin-jeneniko o! inn ary ty,hihihih:oops:
7. dadabe ( 20/06/2005 17:01)
misy kazany 3 le etotra kle
1- brouuuuuuuuuuuup =tsy de maimbo izy rehefa mipoka be zay
2-pfffffffff= gravy io a sirtouuu avy mihinana vandro+vomanga zay na bononoka:-w
3-tsuuuuuuuuuuffff espace kely de breurkkk olona marary kibo donk latsaka ny t.... tsy fofoketotra no heno eto fa fofona ............(piriritra ):@:@:@
8. ainaheri ( 20/06/2005 17:23)
Ok kally saotra
9. mishou ( 20/06/2005 20:31)
ainaheri> kally ve no nahavaly azy, koa maninona indray ary no manitra ny ranomanitra, de mba afaka maheno koa ny marenina ve ny valiny
resaka tsssssss, tsy mitombona loatra ny valiny:-P
10. yonikafopl ( 21/06/2005 04:58)
=))=))=))=))=))

de zany tokoa le resak'etotra kleee
11. sasa ( 21/06/2005 05:29)
kay izany resaka ato resak'etotra marina klé:-D:-D:-D
12. dadabe ( 21/06/2005 06:45)
hummm :-w :-w mbola ato ihany izy mitsam kle :-w
13. mandrindra ( 21/06/2005 07:47)
ary henonareo ve ilay fofona e ?
14. dadabe ( 21/06/2005 08:03)
ataovy mafy lesy fa heno a :wink:
15. sasa ( 21/06/2005 10:11)
dadabe hafahafa elah :-w :-w
16. dadabe ( 21/06/2005 12:29)
fa nareo mitsam mifanaraka foana kou inona aza :evil: :-w :-w
17. mishou ( 21/06/2005 20:50)
bedada>saro-piaro an, ampirimo any ambany ondrana ny an'élà raha tsy azo arahina, mbola aiza raha miaraka fa vao mifanraka de mahatsikaritra zavatra lery, tsy maintsy hoe handrapaka nivaquine io ry sasa fa alamino dieny izao:-P
18. yonikafopl ( 22/06/2005 00:32)
mishou hihihih

sasa kalma enao zama aaaa, rehefa tsy manao ratsy de aza mikorapaka fotsiny.:wink:

dadabe , hein hein, inn ary ty eeeeee:-w:-w:-w hay mou ka rehefa mifanarakaraka ato de midika zavatra hafa zayyyyyyyyy, ahan, voaray andriamatoa filoha:-@:-@ fa na zany aza de bizz kely klou:-*:-*:-*
19. sasa ( 22/06/2005 04:59)
mishou aleo handrapaka nivaquine any lery rehefa tsy mazaka fiainana akia an:-D:-D
bebe za anie akia kalma fa i bedada no tsy azoko mintsy, miseho saro-piaro be tssssssssssss:-@:-@:-@
20. dadabe ( 22/06/2005 06:47)
hihihihihihih okay lesy zama a
zah tsy hinana nivaquine zany ry mishou a:evil:

de aleo aza zah hanova taktika "aza atao mahatezitra fa kilalao"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0512