Aza atao mahatezitra fa kilalao
26. mishou
(
24/06/2005 22:03)
hi hi hi, inona le taktika n'el niova ry bedada an, ilay ari.malala hifandrombahanareo sy sasa indray????:-D:-D:-D:-P
27. Mifenty
(
24/06/2005 22:18)
Fantatro fa andalo eto zao i rurik hamaly de zay no anoratako vetivety eto.
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
28. xxx
(
25/06/2005 00:28)
oadray, ary so de mba nampijalian'i rurik tany aza ingahy mifenty de eto sisa no manala vokona kleee:roll::roll:
30. mishou
(
25/06/2005 10:28)
mifenty> fa nidiran'élà tato t@ 12 alina ve lesy hanao copie coller + mise en frome n'io resaka io klé
fa tsory ze tsy aritr'ialahy @ rurik de regler o any ny an'ny lisany fa sady tsy mampiomehy no tsy kilalao nefa ato @ hatsikana sy lalao no feno azy
fa tsory ze tsy aritr'ialahy @ rurik de regler o any ny an'ny lisany fa sady tsy mampiomehy no tsy kilalao nefa ato @ hatsikana sy lalao no feno azy
32. Mifenty
(
25/06/2005 23:19)
Titre : Aza atao mahatezitra fa kilalao
Titre : Aza atao mahatezitra fa kilalao
Titre : Aza atao mahatezitra fa kilalao
Titre : Aza atao mahatezitra fa kilalao
36. sasa
(
27/06/2005 04:51)
ki mbola mitohy aty kou ve le resaka rurik
mishou mifandrombaka ahoana kou izahay sy dadabe, i bebe akia ny an'i dadabe an
mishou mifandrombaka ahoana kou izahay sy dadabe, i bebe akia ny an'i dadabe an
37. rurik
(
27/06/2005 08:12)
non efa vita ry reto fa avelao any an!
Mifenty avelao any re an mahagaga me ce bon
Mifenty avelao any re an mahagaga me ce bon
