Aza atao mahatezitra fa kilalao
1. ainaheri
(
20/06/2005 12:32)
Fa maninona hono no natao maimbo ny etotra??
novalian'i dadabe ny 01/07/2005 10:38
2. pissoa
(
20/06/2005 12:59)
satria manjary mitovy am'le bisou lavitra reny raha atao manitra! (le mitsoka tanana kely de mikopakopaka) :roll:
7. dadabe
(
20/06/2005 17:01)
misy kazany 3 le etotra kle
1- brouuuuuuuuuuuup =tsy de maimbo izy rehefa mipoka be zay
2-pfffffffff= gravy io a sirtouuu avy mihinana vandro+vomanga zay na bononoka:-w
3-tsuuuuuuuuuuffff espace kely de breurkkk olona marary kibo donk latsaka ny t.... tsy fofoketotra no heno eto fa fofona ............(piriritra ):@:@:@

9. mishou
(
20/06/2005 20:31)
ainaheri> kally ve no nahavaly azy, koa maninona indray ary no manitra ny ranomanitra, de mba afaka maheno koa ny marenina ve ny valiny
resaka tsssssss, tsy mitombona loatra ny valiny:-P

17. mishou
(
21/06/2005 20:50)
bedada>saro-piaro an, ampirimo any ambany ondrana ny an'élà raha tsy azo arahina, mbola aiza raha miaraka fa vao mifanraka de mahatsikaritra zavatra lery, tsy maintsy hoe handrapaka nivaquine io ry sasa fa alamino dieny izao:-P
18. yonikafopl
(
22/06/2005 00:32)
mishou hihihih
sasa kalma enao zama aaaa, rehefa tsy manao ratsy de aza mikorapaka fotsiny.:wink:
dadabe , hein hein, inn ary ty eeeeee:-w:-w:-w hay mou ka rehefa mifanarakaraka ato de midika zavatra hafa zayyyyyyyyy, ahan, voaray andriamatoa filoha:-@:-@ fa na zany aza de bizz kely klou:-*:-*:-*

19. sasa
(
22/06/2005 04:59)
mishou aleo handrapaka nivaquine any lery rehefa tsy mazaka fiainana akia an:-D:-D
bebe za anie akia kalma fa i bedada no tsy azoko mintsy, miseho saro-piaro be tssssssssssss:-@:-@:-@

20. dadabe
(
22/06/2005 06:47)
hihihihihihih okay lesy zama a
zah tsy hinana nivaquine zany ry mishou a:evil:
de aleo aza zah hanova taktika "aza atao mahatezitra fa kilalao"