Vehivavy tsara tarehy nefa mamonjy boite

1. bebeto ( 16/06/2005 16:03)
Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!
répondu par radolf le 02/09/2005 03:25
2. zandrikely ( 16/06/2005 16:24)
ny joba ve tsy mba hiaina e , aleo izy hanala azy ry bebeto a
3. vegas ( 16/06/2005 16:26)
mapaninona an'la ny boite? tery saina!!!!!
4. fasaly ( 16/06/2005 16:29)
mbola tery saina marina i toi! fa tsy mpivarotena tsony anie ny mamonjy boite e! efa fialamboly nakitriho io.
5. Nelly ( 16/06/2005 17:38)
bebeto:

Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!



je me demande pk tout le monde poe toujour cet quetion
pk les jolie meufs vont ont boite???
no mais serieusement je vois pas ou est le probleme si elles vont en boite!!!!! les boites est fait pour voir des belles filles et des beaux gars alor pk nous privé de sa!!!comme toi pourkoi tu vas on fete gasy ,pour faire des jolie rencontre justement et pour s amuser:wink: ,alor poukoi pas les boites!!si les filles et les gars etait tous moche pourkoi y aller:cry:!!!
6. Nelly ( 16/06/2005 17:45)
ou peut-etre tu n est jamais en boite bebeto:?:?!!!lol!!! je comprend now pourkoi tu posse cete question!!mdr:-D:-D:-D:-D:-D:-D

moi j ai 17 ans est meme avec cet age on me laisse entrer dans des boites d adulte!Avec une fause carte d identité :°):°):°):-D:-D:-D!(telement ennuiyeux avec eu)----NOW PIKY RUP---- NOW PIKY RUP ---NOW PIKY RUP ---- JUST PIKY RUP---JUST PIKY RUP---
7. fijo ( 16/06/2005 19:32)
nelly an tsy misy azonay tsy mahay teny farany tsihay izay lazaindry.manana ny tenintsika isika ary tsy mahamenatra akory ny mampiasa azy io.misaotra.
fa hoan'i bebeto.inona kosa moa ny olana raha mba mifaly ny sipa kely e.fialamboly anie io e.
8. iartistika ( 16/06/2005 19:43)
9. kally ( 16/06/2005 19:50)
Fa ny an-dry Bebeto inona no alehany any @ boîte( na trano fandihizana @ teny gasy) e? Handihy sa hanao inona?Sa fahotana ny fandihizana sa tsy mahazo maka fahafinaretana mihitsy ny vehivavy?Aiza aary ianao zany razokiny a?
10. haingo23 ( 17/06/2005 05:26)
Samy marina daholo ny anareo. Misy zavatra 2 anie ny fandehanana any @ boite (trano fandihizana) toy ireny e!
1) Misy ny vehivavy dia ny hiala voly handihy sy hikorana no ataony any
2) misy ny vehivavy hitady lehilahy (fivarotatena mihaja fa tsy toy ireny any Tsaralalana ireny). zavamisy izany ary tsy azo lavina mihitsy.
11. mishou ( 17/06/2005 05:36)
mba miteny frantsay ery nareo nefa diso daholo ny orthographe, tsy aleo miteny gasy ihany. Sady tsy hoe tsy tafavoaka ny hevitra raha miteny gasy.

NY RANO TSY FENO ANIE HONO NO MITOBAKA E :-P:-P:-P SADY NY TSY DIA AMPY FAHAIZANA NO MPANAO ETALAGE DE CONFITURE :-D:-D:-D:-D
12. yonikafopl ( 17/06/2005 06:23)
mishou hihihi nena kalou gasy ihany gasy hatrany eee
sady tsy de mahay teny faran'ny tsy hay kounkou
13. chakkakkely ( 17/06/2005 06:31)
hihihihiih marina zany !
14. fafa ( 17/06/2005 06:54)
aleo ny sipa mba hahita an'zany e! f'inn no maharatsy an'zany zao nefa ry Bebeto ah!:°):°):°) tsy voatery ho ratsy toetra dôly ny vevavy mankany:-D
15. eh ( 17/06/2005 07:05)
samy manao izay tiany ê! matoa nasiana dia misy ny hilana azy,ary arakakaraky ny ataonao ihany no maharatsy na mety ilay izy, aza tsaraina ivelany anefa ny olona!
16. rurik ( 17/06/2005 07:28)
nareo zany anie ry bebeto tena tara be e! mba manaova ny fataon'ny olona fa fisainana nilaozan'ny toetrandro ny anao .tany @toerana nipetrahako aza rehefa fotoana fialantsasatra dia misy ny disco hoa an'ny ankizy rehefa mety akizy nany vao mianatra mandeha aza dia afaka miditra daholo.ny malagasy efa miaina loatra @fijalina tsy aleo ve manao izay mahafinaritra e!
17. xxx ( 17/06/2005 08:22)
Efa tany @ boaty daholo izany isika an? ny hitako manko dia ny karana sy ny vazaha ihany no iresahan'ny sipa tao amin'izay nandehanako izay fa ireny angamba no be vola, le gasy kely iavonany fotsiny! aiza no tsy ho saro-piaro kosa moa ry bebeto? sa mandihy ihany moa no azo atao any fa tsy mahazo miresaka sy mipetrapetraka mijerijery?
18. mandrindra ( 17/06/2005 09:08)
hay moa hiresaka sy hipetrapetraka no andehanan'i xxx any amin'ny boîte!!!
19. Chuan ( 17/06/2005 10:10)
hihih ! alao izy hirevy less fa taonany zao a ! Tsy owe mpivaro-tena daholo izay any am`boite ! Ary na mpivaro-tena aza moa maninona , koa izay ary no efa fiainany koa !
20. xxx ( 17/06/2005 10:49)
Ny ahy aloha ny hitako tsy hoe rehefa hiditra boaty dia handihy foana izay e! hamarino fa ny eto dago ny atsasak'ireo miditra amin'ireny ihany no mandihy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3594