Vehivavy tsara tarehy nefa mamonjy boite

21. kally ( 17/06/2005 13:15)
Ka efa misy antsasany hafa izany dia aza atao anaty sobika iray daholo izy rehetra ary e!
22. ari.malala ( 17/06/2005 14:21)
fa ny tsy azoko de oe inona no olana raha mamonjy boîte ny vehivavy, de maninona no tsindriana tsara oe "vehivavy tsara tarehy" sa ve voatokana ho an'ny ratsy tarehy ny fandehanana boîte, de inona no atao hoe tsara tarehy? azavao ny hevitry ny mpanoratra.
23. rurik ( 17/06/2005 14:53)
ka na misy ary ny miresaka @vazaha na karana samy manao zay mahafalifaly ny (l)samy manao zay mamiramirana ny sainy ny olo aby oooooooooo hoy ny hira zay ny anao ny mipetrapetraka sy miresadresaka no tianao dia izay zany e!
24. rurik ( 17/06/2005 14:55)
sady mba valio aloha io fanotanian'i ari.malala io . hi hi hi xxx ohatran'ny hitako ianao :-D:-D:-D
25. sipagasy ( 17/06/2005 15:25)
mmhhhh resaka inona indray re ity ato ity e!!!!,

nga dia aminareo rey oul"bebeto" dia tsy mahazo miala voly voly ny vehivavy???? mba hafa indray izany marina moa??, tsy misy izany intsony izao rakoto annn efa mitovy isika na lahy na vavy ka na hiasa tany koa aza ny vehivavy dia hahagaga anao koa ve??? mmhhh mba mivoaha ihany e!!!, wadray efa mivoaka anie enao matoa koa mahita net e! hihih araraoty ny net hitsangatsanganana fa aza dia mibonoka ao fotsiny e!!!!!
26. mandrindra ( 17/06/2005 15:37)
fa sao dia lehilahy fotsiny ary no tian'i bebeto ho hita any amin'ny boîte :D
27. welie ( 17/06/2005 16:52)
kay... :-D:^)
28. sipagasy ( 18/06/2005 17:50)
mandrindra hihih ka misy koa anie ny boîte ho an'ny lehilahy fotsiny raha izay no tadiavin'i bebeto e!
29. yonikafopl ( 19/06/2005 06:28)
mandrindra hihihihhi, mety ho izay kou an:roll::roll:
30. mandrindra ( 20/06/2005 08:53)
omeo azy ry sipagasy ilay adiresy dia mety ho tretrika izy a :D
31. xxx ( 22/06/2005 07:53)
Nelly:

bebeto:

Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!



je me demande pk tout le monde poe toujour cet quetion
pk les jolie meufs vont ont boite???
no mais serieusement je vois pas ou est le probleme si elles vont en boite!!!!! les boites est fait pour voir des belles filles et des beaux gars alor pk nous privé de sa!!!comme toi pourkoi tu vas on fete gasy ,pour faire des jolie rencontre justement et pour s amuser:wink: ,alor poukoi pas les boites!!si les filles et les gars etait tous moche pourkoi y aller:cry:!!!


O ry nelly a! ataovy teny gasy refa mamaly azy njy fa mandreraka be ny mamaky lé teny FARANAN'NY TSY HAY====> "frantsay"...:( na mba ataovy azo vakina tsara :twisted:
32. fijo ( 22/06/2005 22:10)
mino aho fa mba efa anivoatra izay i bebeto kely an;
ary nelly koa mba efa tsy menatra ny miteny gasy intsony
33. felicia ( 22/06/2005 23:11)
mirary a'i bebeto mba hahazo an'ilay sipa manjakely mandeha any ami boite...mba mivoara oa saina fa efa aty @ 2005 tsika
34. mandrindra ( 23/06/2005 09:17)
fijo, bebeto kely hoy ianao, sao dia kelikelito no izy ?
35. fijo ( 23/06/2005 21:22)
mandrindra hi hi hi aleo ihany bebeto ka.amin'izay mba misy hasiana le fivoarana fa raha kelikely to mety tsy hiova mihintsy
36. mandrindra ( 24/06/2005 14:10)
izany hono izany ry bebeto a, mba mivoatra sy mandroso amin'izay fa efa "be" dobla izao ve ko !!!
37. fijo ( 29/06/2005 04:33)
izay mantsy anie e
38. rfanja ( 30/06/2005 06:10)
an an ,tsy azoko mintsy koa lou oe manin ny vehivavy ra mankany am boite,na tsara izy na ratsy mba manana envie toy ny olona rehetra izy koa,mandihy,mijerijery,sy zay rehetra mahasalama ny saina.........
39. mandrindra ( 30/06/2005 09:24)
rfanja, tsy ny mahasalama ny saina ihany no ilaina fa ny mahasalama ny vatana koa.
40. fijo ( 30/06/2005 21:46)
izay mahasalama izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.574