Vehivavy tsara tarehy nefa mamonjy boite

41. majesty ( 01/07/2005 05:12)
aleo le sipa mba hiodina ry zandry a,mba manala azy kely izy de mody ihany avy eo fa aza sarotiny toi fa sao de tapaka lalandrà tampoka eo raha zany no atao be ao an-tsaina ao ,de mba cool @ zay fa efa 2005 nge zao e!
42. fijo ( 04/07/2005 22:58)
izay mantsy anie wa e
43. lilbon ( 25/07/2005 12:16)
Andao rangah andeha any am boite a!

fa rah any amy bal kabosy fona koa ny sipa milay no
handeha de feno vovoka de lasa tsy sipa milay tsony kle!

de raha any amin'ny mariage sy soirée habillée foana in1 no alehan'ny sipa milay de tsy ahita kofy milay kou fa fianakams daholo no vtrall be ao.

de raha ao an-trano foana kou vao handihy ny sipa milay de tsiss ahita azy akory we milay izy kle afa-tsy ny ao an-trano !de ao zany izy sy ny tranony
44. fijo ( 27/07/2005 21:43)
marina letsy izany an.
45. deghany ( 29/08/2005 10:17)
bebeto:

Tsy firy ireo tanora vehivavy ankehitriny no mandeha mamaonjy boite mba ho fahafinarehetana !!!



mamonjy boite zay sy maman'lisany!!!=))=))=))
46. radolf ( 02/09/2005 03:25)
hasarota-piaro ny an"Bebeto fa tkn hitady sipa tsara tarehy izy de samy miala kony e hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1262