Ny vehivavy sy ny boky
1. mandrindra
(
16/06/2005 11:09)
Toa misy ifandraisany ny fampisana azy ireo.
Ny itovizany aloha dia samy sokafana. avy eo ny tohiny no samy hafa. Ny boky manomboka amin'ny fampidirana ary miafara amin'ny index . Ary ny vehivavy ?
Ny itovizany aloha dia samy sokafana. avy eo ny tohiny no samy hafa. Ny boky manomboka amin'ny fampidirana ary miafara amin'ny index . Ary ny vehivavy ?
répondu par dadabe le 28/06/2005 17:37
2. sonwin
(
16/06/2005 11:11)
Ny itovizany koa ve? samy azo vakiana ihany koa fa tsy sokafana fotsiny ka.Dia ny vehivavy manomboka amin'ny index de miafara amin'ny fampidirana:°):^)
3. haingo23
(
16/06/2005 11:25)
Le majeur (fanondro adala) angamba no marimarina sy fampiasa kokoa fa tsy ny index e!.
7. sonwin
(
16/06/2005 14:48)
ny tian'i lanto lazaina angamba de hoe samy azo atsatoka koa ny vehivavy sy ny boky
8. sonwin
(
16/06/2005 14:49)
ny tian'i lanto lazaina angamba de hoe samy azo atsatoka koa ny vehivavy sy ny boky
9. dadabe
(
16/06/2005 15:03)
:@zay mihitsy :@ fa aleo zah tsy hikozy fa efa nahazo bizoroka kle :@:@:@:@:@
10. Veloo
(
16/06/2005 15:33)
arabaina aloha le dada e nahazo bizoroka betsaka.. matin'ny bebe zao njy lollll
12. Veloo
(
16/06/2005 15:48)
le dada a za retsy tsy afaka manisy sary a freeze ilay izy, nga tsy loza... firy ny dain-njy ato zany kle ha ha ha firy ny any ambadika any? ha ha ha
19. fijo
(
16/06/2005 21:24)
yonika tena afaka tsara mihintsy ka.mibitabitaka mihintsy avy eo,sady mahita tory tsar
20. mishou
(
16/06/2005 22:22)
zahay rangah aza ampitovianareo @ zavatra izany fa nareo lehilahy aza tsy misy miteny hoe nareo ohatran'ny inn
sady rehfa mahita sipa tony tsy maharay lamba,de lazao fa raha mahita boky koa nareo de manary lamba koa?
sady tsy mampimé no tsy mampiasa saina nefa ato @ hatsikana sy lalao:wink::evil:
sady rehfa mahita sipa tony tsy maharay lamba,de lazao fa raha mahita boky koa nareo de manary lamba koa?
sady tsy mampimé no tsy mampiasa saina nefa ato @ hatsikana sy lalao:wink::evil: