Ny vehivavy sy ny boky

61. mandrindra ( 22/06/2005 20:02)
ary tsy mandrarakivy intsony angaha i dadabe
62. dadabe ( 23/06/2005 01:47)
63. sasa ( 23/06/2005 10:17)
ki tezitra i bedada klé:-D:-D:-D
64. mandrindra ( 24/06/2005 08:32)
fa naninona no tezitra, tsy nahita andrarahana angaha ?
65. dadabe ( 25/06/2005 05:30)
:@:evil::^):@:@
66. mishou ( 25/06/2005 11:06)
bedada> inn ary ty, manamaina de maharaka ny rarak'ivy sa voan'ny ramanenjana de mitsangana hatr@ sofina sa be loatra ny ivy nararaka de fanina mihodikondina maso sisa sa mbola ampiana kely ny dozy na maina fa tsy maharaka an'i bebe élà @ revy fa tsy mampihontsina azy le izy klé
hi hi hi
67. dadabe ( 25/06/2005 14:36)
bebe mahay malesa be ranona a !!reveko ny ahy iny :*:* sady ato anie tsy misy atakaloko an'iny rafotsikeliko iny e:wink: sa ahoana aky ry malalako a:*:*:*
68. yonikafopl ( 26/06/2005 19:39)
oopssss!! dadabe :)
69. yonikafopl ( 27/06/2005 02:37)
oopssss!! dadabe :)
70. yonikafopl ( 27/06/2005 02:40)
oopssss!! dadabe :)
71. sasa ( 27/06/2005 05:01)
kay in-3 mintsy izy izany
72. xxx ( 27/06/2005 07:47)
zany eo ihany fa zahay v rangah ts mety tafiditra chat tsony! zany hoe defender requested zany fona no mipoitra eo!
73. sasa ( 27/06/2005 10:19)
ny an'lah izany no be indridra klé, teneno lety rasefo an
74. mandrindra ( 27/06/2005 12:36)
ô ra xxx a, raha lehilahy ianao dia any amin'ny chatte miditra fa any tsisy defender requested rehefa mahay ianao e !!!
75. sasa ( 28/06/2005 05:24)
mandrindra :-D:-D:-D:-D
76. mandrindra ( 28/06/2005 14:12)
ka tsy marina ary ve izany ry sasa ?
77. dadabe ( 28/06/2005 17:37)
:-D:-D:-D:-D:-D marina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2273