Ny vehivavy sy ny boky

21. yonikafopl ( 16/06/2005 22:52)
mishou hahahahah oujyyyyyyyyyy:-*
22. dadabe ( 17/06/2005 03:20)
:cry::cry::cry::cry::cry:
23. dadabe ( 17/06/2005 03:28)
:cry::cry::cry::cry::cry:
24. yonikafopl ( 17/06/2005 04:22)
ary inn ty mampitomany ry tonaka eee:-w:-w
25. rurik ( 17/06/2005 07:55)
ory kala an mitomany angaha izy io raha tsy lasa saina:°)
26. iartistika ( 17/06/2005 08:06)
:lol:
27. rurik ( 17/06/2005 08:14)
(l):lol:
28. iartistika ( 17/06/2005 08:17)
melsy!8)
29. mandrindra ( 17/06/2005 09:30)
mishou, tsy ampitovizina amin'ny zavatra anie ianareo fa le zavatra anareo no resahina e :D
Dia rehefa mahita sipa anie tsy hoe tsy maharay lamba fa ny anala azy ary ato koa ho raisina atao inona indray :D
Ambonin'izay amin'ireo zavatra roa ireo mbola misy fomba fihetsika mitovy, raha mamadika pejy dia mampiasa ratsatanana (ny an'ny sasany somary lelafiny kely alohany fanondrony mba ho mandomando), dia toy izay ihany koa raha vao mahaazo an'ilay zavatra e
30. mishou ( 17/06/2005 11:07)
mandrindra> hi hi hi hi, hay ve e, za tsy naharaka koa

nareo reto tena tssssssssssssssss :-D:-D:-D:-D:-P
31. mandrindra ( 17/06/2005 12:31)
dia ao antin'io tsss nosoratanao io izao misy "s" be dia be, ny s dia sahala amin'ny bibilava. raha manontany aho izao hoe maninona no nasianao s betsaka taoa amin'ny hafatrao, sa manina bibilava (sady betsaka an:D)ianao dia asa indray izay ho eritreritry ny mpamaky :D
32. yonikafopl ( 17/06/2005 13:09)
=))=))=))=))=))
33. majakely ( 17/06/2005 13:37)
:lol: tena tsy avotra tsony mihitsy reto marina!!hi hi hi !:°)
34. ari.malala ( 17/06/2005 13:58)
mandrindra> mahita tenenina an! ary mahay mamaly! :-D :-:-D :-D :-
35. sonwin ( 17/06/2005 15:26)
he he he
36. Veloo ( 17/06/2005 15:55)
ary maninn aloha le dada mitomany e? =))=))=))=))
37. mishou ( 17/06/2005 21:36)
mandrindra> de rah a misy bibilava de maninona aloha e, mbola asiako akondro koa de izay mitovy rehetra @ izany fa mino aho fa tsy de mila akondro loatra angamba ny boky raha tsy eo hodian'akondro hanakôlina ny ravin-taratasy rovitra, sa ahona hoy nareo ry mandrindra

Fa hitapy aho raha asiana ambadika ohatran'izany daholo ny resaka atao rehetra, tena aleo ihany mandeha mahitsy fa tsy lasa, fiainana efa sarotra ity ve mbola asiana fianarana mieritreritra ny hevitra ambadika, fotsy volo tanora ny hiafarako klé:wink:
38. dadabe ( 18/06/2005 04:58)
veloo satria zah hoa efa masina de zareo mbola miteny ratsy ihany de :@:@:@:cry::cry:snif
39. yonikafopl ( 19/06/2005 05:57)
dadabe hahahah masina ve??? hummmmmm, aza mbo pondrona ihany waaaaa:-w:-w=))=))=))
40. dadabe ( 19/06/2005 17:08)
kiiiiiiiiiiiiiiiii rafotsy ve no miteny ahy hoe pondrona:wink::cry::cry::cry: lele??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313