inona no tena atao hoe fahasambarana?????

1. xxx ( 15/06/2005 05:41)
misy ny olona tsy mahalala ny tena atao hoe fahasambarana, misy ny manambola be nefa tsy sambatra
misy ny olona mitia de efa sambatra ary aminareo mba inona no tena fahasambarana?.....
répondu par fijo le 12/07/2005 21:48
2. pika ( 15/06/2005 05:50)
ny fananana fahasalamana feno dia efa azo lazaina fa sambatra
raha misy daholo mantsy ny harena, vola, fitiavana,...nefa marary ianao tsy ho sambatra na oviana na oviana
3. xxx ( 15/06/2005 06:56)
xxx (lahy) hafa mamaly ny fanontanian'i xxx ity. Ny tena fahasambarana ve ? Raha amin'ny maha-olombelona dia hoe ny fahazoana izay irin'ny fo sy ilain'ny saina. Nefa misy ny fahasambarana sandoka izany hoe mahazo na miaina izay nirina nefa tena manohitra ny fitiavana marina ary tsy araka ny sitra-pon'Andriamanitra. Ny tena fahasambarana dia ny firaisana marina ao amin'i Jesoa-Kristy, miaina ny sitra-pon'A\tra. Ny fahasambarana 8 notorin'i Krsity (jereo Mt 5) no fahasambarana maharitra na dia heverina mifanohitra amin'ny fahasambarana maha-olombelona aza.
4. Angie ( 15/06/2005 08:04)
Ny olona izay tena manana ny finoany amiko dia mahatsiaro sambatra, satria na inona mitranga dia faly foana ny fo. Ny mody mino (izay inoany) indray dia ho reraka eo ihany. Fa ny fanana fitiavana no tena mahasambatra, tsy ny olon-tiana io an fa ny rehetra indrindra fa ny olona tsy tia anao, ny olona sahirana, ny fianankams be gidragidra sns dia hoy ianao hoe: enga anie mba hisokatra ny masony ary mba hiainany ny atao hoe fitiavana marina fa tsy ambavany fotsiny.
5. fasaly ( 15/06/2005 16:10)
manohana ireo hevitrareo telo reo mintsy zà tsy misy kianina ny valin'ny hevitra voalza etsy ambony.
6. fijo ( 15/06/2005 20:14)
iza re iza iza no hafaka hanambara fa olona sambatra.izay ny valiny.
sao dia hivadika resaka finoana ary ity le
7. zandrikely ( 16/06/2005 16:27)
rehefa salama enao dia zay aloha no tena fahasambarana , ny olana misy fona , be ko ireo manambola nefa marary eo ampandrina ,dia ny fitiavana rehefa tojo ny tinao sy tia anao enao , zay no tena fahasamabarana koa
8. fijo ( 16/06/2005 21:15)
ary rehefa HUMMMM iny ve tsy iny no tena fahasambarana?
9. yonikafopl ( 16/06/2005 23:44)
inn le HUMMMM ry fijo? hummm am le virja ve??:roll:
10. fijo ( 17/06/2005 04:47)
ieeeee,rehefa mba mihummmm le izy e
11. mandrindra ( 17/06/2005 09:24)
hummmm hummmmm huuuuuuuuuuuuuuuum waooooooooooooooooo
zay
12. ari.malala ( 17/06/2005 14:37)
iaino ny androany, asa asiana eritreritra sy fanenenana be loatra ny omaly ary ankino @ andamanitra ny ampitso dia hosambatra ianao.
13. sipagasy ( 17/06/2005 15:19)
???? tena gaga be @ ilay hummmm an'ilay virjanay izay e!!!!
14. zefalah ( 18/06/2005 08:12)
amiko manokana alo dia tsy misy fahasambarana eto antany..nefa ko..misy iany nefa tsy @ olona maro.
fahasambara dia fanana ny maha-olombelona.
zany hoe tsy misy mpanelingelina sy tsis zavatra mampitaittaina.na mampieritreritra.
ra tena jerena akaiky nefa dia tsis sambatra akotrany olona misy finona sy mivavaka lalandava ary mametraka ny fiainany ray mannotolo eo anatre an'Andriamanitra toka tsy manapaharoa..zay no atao hoe samabtra..tsy miankina na @ iza na iZa afatsy ny tompo nahary azy...
asa ..mety mba sambatra ko za na aona na aona?:?
15. fasaly ( 18/06/2005 10:00)
ko ny mahagaga ahy anie de izao e! any amy firenena mahantra ndraindray no tena ahitàna olona mivavaka
kanefa misy ireny olona ireny de tena ao anaty ny tebiteby foana ny fiainany inona indray no hanina anio de zany ve zao sambatra??????
16. zefalah ( 20/06/2005 08:22)
marina nenao,fa amn'reny firenena mahantra reny mintsy no tena misy olona mivavaka..nefa aza adino fa misy reo firenenna lehibe mivavaka toiny america.
toiny Iran..sy reo firenena tatsinanana.
ny fahasambarana dia tsy @ sakafo na vola.
ary resaka fitibitebina...hoe innona no anina rapitso
hoan'zay tsy mino ny fisin'Andriamanitra zany.
fa Andriamanitra tsy nemetraka asika eto mba hijaly.
fa sika no mampijaly ny tenasika.
jereo tsara fa ny olona manakarena sy vola be tsy hitovy @ zay olona mavo mavo sy mahantra.
satria ny mpanakarena mitebiteby,ary matetika reny mpanakarena reny mintsy no tsy mihinana zavatra tsy mihinana karazana sakafo satria marary.
fijalina.
fijalina ho an'zao tontolo zao ra manakarena doly ny kila..sa aona ozy fasaly?
17. zefalah ( 20/06/2005 08:59)

18. ari.malala ( 20/06/2005 12:29)
fasaly:

ko ny mahagaga ahy anie de izao e! any amy firenena mahantra ndraindray no tena ahitàna olona mivavaka
kanefa misy ireny olona ireny de tena ao anaty ny tebiteby foana ny fiainany inona indray no hanina anio de zany ve zao sambatra??????

tsy ny fahasambarana ara materialy ihany no atao hoe fahasambarana ka! Ny fiadanan-tsaina anananao dia efa fahasambarana lehibe ho anao, ny fahasalamana hoy ilay namana iray ao ambony ao, ny fahavelomanao dia efa raiso ho fahasambarana satria manan-tombony @ ireo efa lasana... betsaka fa ianao no mandika ny zava mitranga eo @ fiainanao ho tonga fahasambarana ho anao

19. keviin ( 20/06/2005 13:21)
amiko aloha de fitiavana no atao oe fahasambarana eh satria raha tsy tinao izay zvtr ataonao na anananao na ny olona miaraka aminao na ny fiainanao d'efa tsy sambatra ianao zay ,ary ny fasambarana de tsy ara materialy fa vokatry ny fitiavana (l):*
20. dadabe ( 20/06/2005 16:49)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 15-06-2005 07:41:45
Lohateny : inona no tena atao hoe fahasambarana?????
misy ny olona tsy mahalala ny tena atao hoe fahasambarana, misy ny manambola be nefa tsy sambatra
misy ny olona mitia de efa sambatra ary aminareo mba inona no tena fahasambarana?.....

tsy misy ny fajhasambarana raha tsy any @ ilay jerosalema vaovao ry xxx a,fa raha mbola eto @ ity tany fandalovana ity dia aza manatena izany fahasambarana izany ,ny mitady no atao fa raha ny ho afa-po mety ho sarotra ihany kle :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664