inona no tena atao hoe fahasambarana?????

41. ari.malala ( 28/06/2005 13:45)
hafa kely! eny ary ko! afaka mahafantatra zany i manrindra oe @ zao no hofaty, afaka mitazona ny andronao tsy handeha.... eny wa ê! tsy hoady hevitra lava be aho, fa zay zany no fahitanao anazy de zay zany!
42. mandrindra ( 28/06/2005 14:18)
tsy mahafanatatra ny zavadrehetra fa miezaka ny mahalala fotsiny ka. Amin'ny resaka fahafatesana ohatra dia raha vao teraka dia io ny zo azo voalohany, raha vao teraka dia tsy maintsy ho faty. Ny anjarako dia ny manao izay mahaela indrindra ny fiavin'io, satria efa zo nomena ahy io ka tsy azo lavina.
43. fijo ( 28/06/2005 23:18)
ari malala an ,ankino amiko ny hoavy fa za hafaka mifehy an'io;
44. ari.malala ( 29/06/2005 09:44)
Fijo> angaha! :roll:
45. fijo ( 29/06/2005 20:28)
ieeee,andramo anie e,ka zahao e
46. ari.malala ( 30/06/2005 06:05)
:-D fijo â! misaotra nampitsiky vao maraina, fa aleo za hiankin-doha @ Andriamanitra, ilay Raiko mpanome ny soa rehetra ilaiko ka! :) Izy irery no assuréko afaka hanome fahasambarana feno sy ampoka ahy. :)
47. fijo ( 30/06/2005 21:25)
ngah ndry tsy misy dada no hoe raiko.izy anie mbola variana amin'ny tsunami sy ny any irak fa za eto ihany e
48. mandrindra ( 01/07/2005 09:17)
fa hono hoa e, ilay andriamanitra resahinareo io angaha lahy no antsoina hoe ray ô
49. poupounesana ( 02/07/2005 10:13)
mitady ho "hors" zany sizé zany ah!
inn hono ny tena fahasambarana? raha ho ahy aloha dia : vatana sy saina salama tsara sady lavitry ny tebiteby, no heniky ny fitiavana (sady manome aho io no mandray ah!)
mahalaza azy rehetra angamba izay!



50. booboo ( 02/07/2005 10:41)
51. fijo ( 04/07/2005 22:46)
poupou an homeo ary aho e
52. ari.malala ( 05/07/2005 06:54)
poupoun, za tsy hors sujet fa ho ahy de ny fahasambarana omen'Andriamanitra (fiadanam-po sy fiadanan-tsaina, fahasalamana, ny fitiavana ifampizarako @ mpiarabelona amiko) no atao hoe fahasambarana ho ahy.

53. fijo ( 05/07/2005 23:13)
tsy aleo ve le homeko.
54. lilbon ( 06/07/2005 05:20)
INONA NO HATAO WE SAMBATRA !
ny fahasambarana amiko dia sentiments iray izay voakarin'ny atidohan'ny olom-belona .
ka atao hoe sambatra ny olona iray rehefa tanteraka ny faniriany!
mora sambatra ny olona tsy be faniriana ,ary sarotra kosa ny ho sambatra ho an'ny olona be sitra-po.
55. fijo ( 06/07/2005 21:57)
rehefa hummm wa dia sambatra
56. ari.malala ( 07/07/2005 06:49)
fijo, omeo ary we jerevako! ;)
57. mandrindra ( 07/07/2005 10:48)
fa ilay fahasambarana hita sa tsapa e?
58. ari.malala ( 07/07/2005 11:00)
tsapa de hita we sambatra b le ol
59. mandrindra ( 07/07/2005 13:53)
de ahoana ilay hoe tsapa e, tsapaintanana sa tsapa any am-po
60. fijo ( 12/07/2005 21:48)
ari an iny ary e(l):*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2656