inona no tena atao hoe fahasambarana?????

21. yonikafopl ( 21/06/2005 04:32)
raha manamaina fona eto amin'ity tany fandalovana ity nge ry dadabe ka tsy hahita fahasambarana any am le jerosalema vaovao eeee, tsy tafiditra any fa maimbo setroka :(:(:(
ka raha te hiaina ilay tena fahasambarana de mba henjy tsala amzay:wink::)
22. keviin ( 21/06/2005 07:35)
Fa nga moa tsy rehefa avy manamaina iny no tena sambatsambatsa kle :twisted:
De miandry an'lay jerosalema vao² ve ve hosambatra zany :?: :P
23. fijo ( 21/06/2005 21:10)
fasaly marina be mihintsy io voalazandry io.ny fivavahana anie ka vokatry ny tsy fahalalana sy ny tsy fananana e.
sipagasy,aza gaga amiko wa .
24. keviin ( 22/06/2005 09:37)
:-D:-D:lol::*:*
25. ravatorano ( 22/06/2005 10:36)
sambatra izay mino nefa tsary mahita
minoa fotsiny ihany fa hoa vy eo ny fahasambarana
Oviana ianao no nahatsapa fa sambatra izany ny tenanao iray manbontolo vatana sy fanahy izany.
Amiko rehefa hitako fa tontosako soa aman tsara nny adidy izay napetraka tamiko amin ny lafiny rehetra
26. kaiah ( 22/06/2005 13:58)
Niato hoe tena fahasambarana amiko dia
mitediava dia hahita ianareo ary dondoùmy de hovoh
27. kaiah ( 22/06/2005 14:00)
Niato hoe tena fahasambarana amiko dia
mitediava dia hahita ianareo ary dondoùmy de hovoh
28. fijo ( 22/06/2005 20:44)
kajah ngah azo domina???
29. mandrindra ( 23/06/2005 12:42)
Tsy misy ny fiainana tonga lafatra, na mino tsy mino, noho izany dia tsy misy fahasambarana maharitra. Fahafahampo amin'ny fotoana tsindraindray no misy izany hoe fahasambarana kely etsy sy eroa. Samia mitady izay mahasoa azy, sy ny manodidina azy raha azo atao, dia izay no ahitana sombimpahasambarana fa tsy hisy mihintsy izany sambatra tanteraka.
Raha sambatra tanteraka tsy hitako izay antony hiainana, ny olana isankarazany sedraina isanandro no manome ny mamin'ny fiainana.
30. dadabe ( 23/06/2005 15:54)
Fa nga moa tsy rehefa avy manamaina iny no tena sambatsambatsa kle
De miandry an'lay jerosalema vao² ve ve hosambatra zany

hehehe marina zany less

hoy i yonika
raha manamaina fona eto amin'ity tany fandalovana ity nge ry dadabe ka tsy hahita fahasambarana any am le jerosalema vaovao eeee, tsy tafiditra any fa maimbo setroka

omeo ny toko sy andininy aza e:-w
31. fijo ( 23/06/2005 20:42)
ny fahasambarana mety ho indray alona ihany ka de ampitso vizambizana
32. yonikafopl ( 24/06/2005 07:01)
dadabe hahaha atao inn toko sy andininy???, toko sy kitay no misy andrahoana vary:-P

fijo hhahahaha zany annn:lol:
33. yonikafopl ( 24/06/2005 07:04)
dadabe hahaha atao inn toko sy andininy???, toko sy kitay no misy andrahoana vary:-P

fijo hhahahaha zany annn:lol:
34. keviin ( 24/06/2005 07:25)
fijo kah na reraka aza mba efa sambatra ko:lol:
kaia iza le hodomina kle:?:
35. ari.malala ( 27/06/2005 12:54)
afaka mahita fahasambarana ianao raha mahay mionona @ anjaranao fa tsy mitsiriritra ny hafa.
36. mandrindra ( 27/06/2005 13:34)
ilay tsy mitsiriritra aloha dia ekeko. Fa ilay hoe mahy mionona tsy mifanaraka amin'ny fihevitro, aleoko hoe mahay mifaly amin'ny anio no sady mitady ny tsara kokoa hatrany.
37. ari.malala ( 27/06/2005 14:20)
ka izay no tiko notenenina mandrindra â! mahay mifaly @ anio, tsy manisy fanenenana be loatra ny omaly ary manankina @ Andriamanitra ny ampitso.
38. mandrindra ( 27/06/2005 14:27)
hay ve e, fa ny ahy aloha dia amiko ihany no miankina ny ampitso e, ny herin'ny tenako irery ihany no afaka mampandroso ahy.
39. ari.malala ( 28/06/2005 05:50)
ny herin'ny tenanao sy ny ezakao, fa raha tsy mivavaka ve enao... asa aloha ê! atao ary oe enao ihany, fa angaha enao no tompon'ny ainao?
40. mandrindra ( 28/06/2005 12:34)
ie izaho ihany no tompony ka, anajarako ny mikolokolo sy ny mitaiza azy !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1869