L'honneteté de l'homme
1. haingo23
(
11/05/2005 07:25)
Nofafaina ny votoatiny.
Ataovy amin'ny teny gasy na omeo ny rohy misy azy t@ internet hamakiana azy any.
Nahitsin'i hery

répondu par sasa le 17/05/2005 06:05
3. sasa
(
11/05/2005 08:20)
dia in izany no atao ato raha izany
nareo klou efa noteneninay sy mishou foana hoe ataovy am teny gasy dia nareo tsy mety fa frantsay foana

4. iartistika
(
11/05/2005 08:25)
mahamenatra ve le miteny gasy sa maninona eh?? tena mba tsy azoko! :roll:
5. haingo23
(
11/05/2005 08:29)
tena tsy mahamenatra mihitsy ny teny gasy. Satriko aza miteny izany. Ilay zavatra anefa azoko t@ teny frantsay ka nanahirana ahy ny nandika azy @ teny gasy. Ezahiko hadika @ teny gasy ihany ilay izy e!
Marina dia marina ny an'i hery namafa azy satria tsy nety ny natao e!

6. haingo23
(
11/05/2005 08:52)
Ity ny dikany malalaka ary ialana tsiny @ teny izay tsy voadikako
Indray andro hono nisy lehilahy iray nandeha haka kitay. Teo ampanampahana ilay hazo izy no latsaka tany anaty rano ny famakiny. Teo ampitomaniana izy no niseho Atra ary nanaontany ny antonym mampitomany azy. Dia notantarain’ilay lehilahy ny fianjeran’ilay famakiny tany anaty rano. Nalahelo Atra dia ni-plonge tany anaty rano ary niverina izy nitondra famaky volamena.
Ity ve ny famakinao hoy Atra ?
\"Tsia\" hoy ilay lehilahy
Dia niverina tany anaty rano indray Atra ary niverina nitondra famaky volafotsy.
Ity ve ny famakinao hoy Atra fanindroany?
\"Tsia\" hoy ilay lehilahy namely azy.
T@ fanintelony dia niverina Atra ka nitondra ilay famaky vy.
Ity ve ny famakinao hoy Atra ?
\"Eny\" hoy ilay lehilahy
Touché t@ honnetetén’ity lehilahy ity Atra dia nomeny azy daholo ilay famaky 3 (volamena, volafotsy, vy). Dia lasa nody tamin-kafaliana ilay lehilahy.
Andro vitsivitsy taty aoriana, raha sendra nitsangatsangana niaraka t@ vadiny ilay lehilahy dia nianjera tany anaty renirano ilay vadiny. Sady nalahelo izy no sady nigogogogo nitomany. Hitan’Atra ny fahoriana dia tonga nanontany izy. Latsaka any anaty rano ny vadiko hoy ilay lehilahy sady mbola nifokofoko izy.
Ni-plonge tany anaty rano Atra ary niverina niaraka t@ Jennifer Lopez teny @ sandriny.
Ity ve ny vadinao hoy Atra ?
\"Eny\" hoy ilay lehilahy sady nihiaka.
Tezitra be t@ ilay lehilahy Atra ary niteny hoe : Dia sahinao ve ny mandainga amiko. Hovonoiko ianao.
Niangavy sy nitaloha be teo ilay lahilahy. Ahoana moa no fomba hamaliako anao. Raha niteny aho hoe tsia t@ Jennifer Loper, dia nalainao tany indray I Catherine Zeta Jones. Ary raha mbola hiteny hoe tsia aho dia hiverina ianao miaraka @ vadiko ka hiteny hoe “eny” aho. Dia @ izay fotoana izay dia mbola homenao ahy daholo izy telo vavy. Izaho dia olona mahantra ka ataoko ahoana ny fomba hamelonako azy 3 vavy.
Noho izany antony izany no nahatonga ahy hiteny hoe “eny” t@ voalohany.
Lesona azo tsoahina @ io tantara io (La morale de cette histoire ?)
Ialako tsiny fa tsy haiko ny mandika azy sao tena miova ny hevitra :
« SACHEZ MESDAMES, QUE LES HOMMES NE MENTENT QUE POUR DES RAISONS PARFAITEMENT HONNÊTES ET TOTALEMENT COMPRÉHENSIBLES !!! »

7. ari.malala
(
11/05/2005 09:09)
an an an ka, tsy zany no mampandainga ny lehilahy, refa misy sipa tiatiany de mandainga izy oe mbola seliba na efa manana zao aza, sa diso zany? ;)
11. Mifenty
(
11/05/2005 13:48)
saotra betsaka an\'i haingo e, ra za ndray d i Jessica Alba no nipoitra kle, na i A Jolie
fa marina nen\'i haingo23 io a (le 23 otrany oe Jean23 zany)
12. pissoa
(
11/05/2005 14:13)
eo ireto de falifly eo nefa diso be izany.
ovaina kely fotsiny ...
"DES FOIS, les Hommes mentent pour des raisons parfaitement honnetes et totalement comprehensibles"
:wink:

14. mamzelkely
(
11/05/2005 14:25)
marina tokoa zany!!! fa matetika ry zareo mandainga amin'ny zvt tsy azoanao mitsy!! :wink:
20. mishou
(
11/05/2005 19:50)
dadabe, fa inona ihany ary no tadiavin'élà, antsoy indray i bebe hitantara angano de él mihaino amorom-patana fotsiny
haingo 23> milay be ilay izy an hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D
mifenty> mitovy fitiavana amiko @ ilay A Jolie élà, sa zany no mahampivady antsika