L'honneteté de l'homme

21. iartistika ( 11/05/2005 20:01)
zao ve zany vô fantatra ry mishou??nifanafina kay ah! :-D
22. sasa ( 12/05/2005 04:13)
iartistika :D
23. mamzelkely ( 12/05/2005 06:06)
ary mety avadika ho an vevavy ve le blague de ovanina brad Pitt de Ben afflek :°)
24. haingo23 ( 12/05/2005 06:40)
Tsy haiko aloha na mety na tsia fa andramo e! Ny toetra koa anie tsy mitovy e!
25. dadabe ( 12/05/2005 07:39)
:evil:
26. haingo23 ( 12/05/2005 10:12)
Tena nisy sary mihitsy anie ilay izy e! na izaho aza teo @ toeran'ilay lehilahy dia nanao hoe "OUI" Dieu
27. sasa ( 12/05/2005 10:43)
haingo23 elah ity lesy tssssssss dia ahoana izany i ari-malala raha izany
28. iartistika ( 12/05/2005 16:55)
manin njay arimalala???
29. dadabe ( 12/05/2005 17:01)
kii tsy azoko tsony le fa iza no an'i ari.malala?? de iza no sipan'i haingo?
de i veloo an'iza? :-w :-w
30. iartistika ( 12/05/2005 17:24)
dory ndray aloha radada mandra-paha..
31. dadabe ( 13/05/2005 03:21)
:@ :@ :@ sady honety ihany tsika a
32. sasa ( 13/05/2005 05:13)
he he dadabe elah angaha mpanao gazety sa polisy ; za lety no nianatra tany am fianarana mametraka fanontaniana fa tsy elah; dia miandry elah klou fa ho avy tsy ho ela ny valiny
33. iartistika ( 13/05/2005 15:53)
sasa> fohy aloha ny maina f'aza be kôzy eo elà :@ :@ :@
34. dadabe ( 13/05/2005 16:16)
:@ :@ :@ :@ :@
35. pissoa ( 13/05/2005 17:55)
ary reto kay tsy mifidy tany hifohana mitsy ...
soa alou sonwin fa mbola tsy nadray teto e! :wink:

36. iartistika ( 13/05/2005 21:36)
sonwin ary dizina be atsy koa!efa mihirahira fotsiny :@ :@
37. dadabe ( 14/05/2005 10:53)
:@ :@ ekena :@ :@
38. mishou ( 14/05/2005 14:00)
mahasosotra mihitsy nareo raha vao tsy misy resaka intsony eto fa resaka manamaina. :wink: :wink: :wink: 8-) 8-) 8-)
39. dadabe ( 14/05/2005 16:19)
mba mandraisa e :@ :@
40. iartistika ( 14/05/2005 16:23)
=)) =)) lasa toranmé ho azy ao am le maina klé! ndao njay himémé kely radada aloha ah! =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079