Ireo mila fanitsiana

1. hery ( 01/04/2005 06:23)
Azontsika rehetra apetraka eto ambany eto ny zavatra diso na adino ka ilana fanitsiana ao amin'ny takelaka namana vaovao.
Misaotra betsaka noho ny fiaraha-miasa.

Hery
répondu par admin le 02/04/2005 16:22
2. hery ( 01/04/2005 06:24)
> 1. Rahefa avy nampiditra ny solonanarana sy ny tenimiafina ianao ka
> tafiditra ao anaty tranonkala, raha manindry ilay rohy "Ny biz'oroka
> azonao" dia miseho... ny sarin'ny namana rehetra !

Nahitsy. Efa mandeha ny biz'oroka azoko

> 2. Nandefa hafatra ho ana namana vitsivitsy aho omaly 30/03/2005.
> Niserana tao @ "Namana serasera" aho anio 31/03/2005 ary
> nahatsikaritra avy nanindry ny rohy "Hafatra lasa" fa tsy tao intsony
> ireo hafatra nalefako. Tsy tokony hijanona ao andro vitsivitsy ve izy
> ireo ?

Nahitsy. Natao 10 andro toy ny teo aloha ny famafana ny hafatra lasa.
3. hery ( 01/04/2005 10:48)
Misy attaque kely mandalo indray (ssh) ka ho tapatapaka ny site androany maraina sy rahariva mandrapanohana ny ip.
4. admin ( 02/04/2005 16:20)
Tsy afaka mamafa sary angaha ny namana tompon'ny sary?
5. admin ( 02/04/2005 16:22)
Dia mba fafao ny hafatr'i admin efa lany daty azafady ooo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1616