Gasy vazaha mifamangy manjo
1. notron
(
14/03/2005 10:09)
Ny fomba, fomba gasy fa ny teny no nezahany natao teny frantsay araka ny fahaizany azy
(Akory aby ianareo tompoko)
- Comment allez vous tous?
(Mamangy @ fahorina tompoko)
- Vous visitons pour la douleur
(Tonga eto izay @ zao fahalasanan'ny ray amandreny iombonana izao)
- Nous sommes ici à cause du départ du père-avec-mère commun
(Tsy iza akory fa ny mpiray vodirindrina aminareo ihany)
- Ce n'est autre que le prendre-derrière-mur avec vous
(Tonga eto hitondra ny solon-drambon-damba ho an'ny maty ary solon-dranombary tsy masaka ho an'ny velona)
- Pour vous emporter un ramplaçant de queue de tissus et remplaçant de jus de riz non cuit.
(Raha misy tokony hifanampiana dia aza mati-kena-maso fa vonona mandrakariva ny tenanay)
- Si vous avez besoin d'aide, ne soyez pas mort-viande-oeil, notre corps est pret jusqu'au soir.
(Dia aza misosokalahelo tsony tompoko)
- Ne mettez plus une doublure à votre tristesse.

répondu par dadabe le 12/04/2005 15:29
2. pitchou
(
14/03/2005 11:01)
=))
ao fa ahitsiko kely le farany e!
(Dia aza misosokalahelo tsony tompoko)
- Ne reprisez plus la tristesse maître!
(Mangata-dalana hitsaitsaika tompoko)
- Nous demandons le chemin pour enfant-enfant maître!
ao fa ahitsiko kely le farany e!
(Dia aza misosokalahelo tsony tompoko)
- Ne reprisez plus la tristesse maître!
(Mangata-dalana hitsaitsaika tompoko)
- Nous demandons le chemin pour enfant-enfant maître!
4. Mifenty
(
14/03/2005 17:56)
ary inn lty no andikana anl'ity fa lisany tena mahay be ah
"may volotratra ny fianakavina tamin'ny nahalasanan'dratompokovavy"
"may volotratra ny fianakavina tamin'ny nahalasanan'dratompokovavy"
6. aristar
(
14/03/2005 18:38)
Dia inona indray no dikana ity fomba mandika kitotoa ny fomba malagasy @ teny frantsay ity aohatran'ny sasany mandika kitotoa ny voateny informatika @ teny gasy ?
Hatsikana sy lalao ilay izy, faha misy mihevitra fa satria hitana tao Internet na TV dia io no marina
Hatsikana sy lalao ilay izy, faha misy mihevitra fa satria hitana tao Internet na TV dia io no marina
7. pitchou
(
14/03/2005 20:16)
iartistika> ngah tsy hoe poil de poitrine le izy? :lol:
aristar> ka eritrereto we le ordinatera no asaina manao ny fandikana azy @ teny frantsay ko!
aristar> ka eritrereto we le ordinatera no asaina manao ny fandikana azy @ teny frantsay ko!
9. pitchou
(
14/03/2005 20:59)
aristar> ka tsy voatery ho goooooooogle na voila ange e! fa mba hafa ndray!
10. aristar
(
14/03/2005 21:12)
Pitchou> lazao aho ary aiza no afaka mandika teny gasy @ teny frantasy na teny anglisy na amerikanina @ ordinatera na Internet
11. mishou
(
14/03/2005 23:10)
raha samy mandefa teny gasy 2 sy ny dikany @ teny frantsay ny namana rehetra dia mahavita dictionnaire isika ato @ internet atsy ho atsy, aleo ange andramana e
tsy matiko lolo: je ne mort pas papillon
vohay ilay varavarana: caïman la porte
tsy matiko lolo: je ne mort pas papillon
vohay ilay varavarana: caïman la porte
12. cheboman
(
15/03/2005 03:00)
ravitoto tratra maraina, tsara ery: feuilles de manioc pilées poitrine matin, bonne la bas
13. aristar
(
15/03/2005 06:44)
Dia avy eo ny gasy lasa aohatran'ilay "Hatsikana sy lalao" nalefan'i jhouhlambout havadika @ teny frantsay
Do you speak english ?
3 hommes, un Belge, un Allemand et un Français se présentent pour un nouveau job en Angleterre...
dia lasa hoe :
Parlez-vous français ?
3 hommes, un sénégalais, un burkinabe et un malgache se présentent pour un nouveau job à l'Ile de la Réunion...
Dia vay ny gasy hataonin'ny afrikanina sy ny francophonie rehetra fihomezana dia lasa Belge ny komorianina sy ny tain'kiringy (Dans les blagues françaises on prend les Belges pour des cons)

15. majakely
(
15/03/2005 08:15)
Vazaha nitsangatsangana nijery ny haza ny mpanarato ka nanontany :
-qu'est ce que ce?
--tsy kesika io vazah fa trondro !
-aah bon !
--an an an ka tsy manao bon zahay vazaha fa miala tsiny an!
-qu'est ce que ce?
--tsy kesika io vazah fa trondro !
-aah bon !
--an an an ka tsy manao bon zahay vazaha fa miala tsiny an!
17. Tenio
(
15/03/2005 14:15)
Tan amin'ny fiangonana tany ambanivohitra tan koa hono dia nisy vazaha toursite sendra mba niangona tao ampiangonana. Nahita an'i ingahy katekista mpitarika lamesa dia nahita hevitra fa sady hatao @ teny malagasy ny lamesa no hatao @ teny frantsay; raikitra ary.
Mitsangana isika
Debout nous
Hanao ny hira faha 205 loharano lalina
Faire la chanson n°205 : tête deau profond
Rehefa vitantsika ny hira dia ataontsika ny vavaka fiekem-pinoana
Après la chanson, faisons la prière d'acceptation de la foi

19. pitchou
(
15/03/2005 19:59)
aristar> tsy afaka miteny amionao aho hoe efa sur web ve io fandikana teny io, fa fantatro we nisy mpianatra informatique efa nikatroka an'io! enga anie ka irony mahay teny gasy sy teny vazaha tsra ireny fotsiny rizalahy!
20. mandrindra
(
17/03/2005 10:42)
Aza manao alahelonkanina
Ne faîtes pas de tristesse alimentaire
Lalan-kita-kisoa
Chemin vu par le porc
Ne faîtes pas de tristesse alimentaire
Lalan-kita-kisoa
Chemin vu par le porc