Gasy vazaha mifamangy manjo
41. dadabe
(
10/04/2005 16:31)
kiii inona doly ity le ?hay mbola mitohy omeko ny aza manadino daholo aza nareo satria efa niteny hhmm
poupou>ny sinoa anie tsy manonona R fa ataony L ny azy ny R e,de avereno amizay aza le teny snou anjy io e,
hhmm tsai tsian!
Misy vazaha iray niteny gasy "arivo elatra adala vary"
poupou>ny sinoa anie tsy manonona R fa ataony L ny azy ny R e,de avereno amizay aza le teny snou anjy io e,
hhmm tsai tsian!
Misy vazaha iray niteny gasy "arivo elatra adala vary"
44. mandrindra
(
12/04/2005 10:22)
dadabe, rehefa soloina L le R dia ahona no hanaovan'i lery azy any nefa izy tokana irery? :D
45. dadabe
(
12/04/2005 15:29)
mandrindra> :-D :-D :-D lery anie izany irrrrreery de lasa arivo elatra adala vary e hihihi
