Gasy vazaha mifamangy manjo

21. pitchou ( 17/03/2005 20:14)
:-D :-D :-D
tratra ambodiomby
poitrine fesse zébu
22. sonwin ( 18/03/2005 13:38)
Hoy ilay ranamana izay , tratran'ny orana izy dia niditra tamin'ny tranombazaha ka niteny itony teny faranitsihay itony: Madame! je suis poitrine de pluie, caimant la porte.(tratran'ny orana izaho fa idio ny varavarana)
23. dadabe ( 18/03/2005 16:37)
sonwin>ka ise ry frera no tena manakolazaina ko :D
24. iartistika ( 18/03/2005 18:29)
voay ngamba no tian'i frera tenenina....
25. Fithy ( 18/03/2005 21:42)
nokaikerin'ny parasy ity ranamana iray, dia hoy izy, mba te hizesta fa hoe mahay teny frantsay:
"amer clef moi juste fort"
raha adika @ teny Gasy dia hoe: "mangidi-hidy aho marina mafy!"
26. rapisoukely ( 19/03/2005 00:53)
"Miteniteny foana tsisy saina"
Parle-parle vide sans drapeau
:^)
27. notron ( 24/03/2005 07:06)
Hiragasin'Ambanitsena, izay voa manodidina
Chanson gache du bas marche, ce qui grain tourne
28. dadabe ( 24/03/2005 09:56)
nisy vazaha nandalo ,nianatra niteny gasy teny anosy,de nandalo wc iray de hoy izy oh tena "tanana tavoahangy "ici.
29. pissoa ( 26/03/2005 20:01)
dadabe > =)) =))

Mairesse:
Peta, Conjuguer le verbe "Connaitre Raberarakivy" au temps present.
Peta:
'Zeko ne Raberarakivy (je connais Raberarakivy)
Tiko ne Raberarakivy
Il'ko ne Raberarakivy ...'
30. dadabe ( 27/03/2005 14:12)
de mbola miditra lalindalina kokoa ary isika e.sady adika teny gasy izay teny frantsay no atao teny frantsay izay teny gasy " vitsika +tortue+tanana+tavoahangy" :-D
31. iartistika ( 27/03/2005 16:42)
fourmi :roll: ,kapika koa azo ilazana ny tortue :-D :-D
32. pissoa ( 28/03/2005 18:47)
Mba itan'i Jesosy ry i dadabe ah! :-D :-D
33. dadabe ( 29/03/2005 13:24)
pissoa>hihihih mianatra vokabilera anie izy e :wink:
34. pissoa ( 29/03/2005 16:07)
Marina izany kle! =)) =))
35. dadabe ( 30/03/2005 14:11)
bon aoka izay fa aleo hanao resaka matotra amizay ka !
36. Veloo ( 31/03/2005 17:14)
Dadabe tsara be ireo knou =)) =)) =)) tsy aleo ve tohizana =)) =))
37. poupounesana ( 02/04/2005 09:04)
rah resak vazaha mianatra teny gasy aza d ity eh!
tonga teto Dago ny amerikanina, ny japoney sy ny sinoa d nianatra d 3 volana taty aoriana d nahay d nanao test
d hoy amerikan : izaho irerrryh nadeha irrrerryh tany an'alàh saika verrryyyhhhhhh
d hoy ndray le japs : zaho irery! nandeha irery! nakany an'alah! saika very!
d anjaran'ny sinoa @zay ary zao! d inn ary no nolazainy?




38. poupounesana ( 02/04/2005 09:09)
nefany hozy le sinoa we: izaho tokagna nandeha tokagna tany anala saik ts'hitah!!
39. poupounesana ( 02/04/2005 10:56)
nefany hozy le sinoa we: izaho tokagna nandeha tokagna tany anala saik ts\'hitah!!
40. majakely ( 07/04/2005 15:40)
Hoy i ramose ,verbe courrir au temps present hono ry ketaka mba hataovy hoe !!
zaako re
tiako re
ilako re
nonoko re
voudko re;
elako re;
ilako re !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082