ST JOSEPH ANDOHALO

1. iartistika ( 14/02/2005 17:02)
Tena mitady ny akama nibôsy tao @ st jo Andohalo eh(1990-1998)de mba valio raha tao nareo eh!Misaotra mialoha....
répondu par volavita le 24/11/2005 16:32
2. daddybory ( 15/02/2005 12:11)
manahoana ianareo e!

salama ve ny tenanareo e!

izaho efa nibosy tao sy efa ancien tao koa e!

fa inona no hilaina anay hono e! tsara aloha fa mbola mahatsiaro ny fiaviana ny nianarana fa tsy nadino e!

miandry ny valiny any aminareo izany e!
3. iartistika ( 15/02/2005 18:29)
Salut enao!Tena niparitaka daholo ny akama rehefa samy nanambady eh!de mbô te hahalala sy hitady ny namana taloha eh!Kilasy famaranana za t@ io 98 io! Fa enao ôvina no tao?
4. dadabe ( 16/02/2005 02:54)
zah tao @lycee gallieni kle,t@1986-1989 hihihi :) :D
5. daddybory ( 16/02/2005 14:22)
izaho indray nidirako tao aminy st joseph andohalo ve dia kilasy famaranana koa e! taminy 2001-2002

ka inona malaza e! tokony hiaraka daholo indray ange isika ry zalahy dia fa tsy tokony hanadino any ESJA

milay nibosy tao an!sa ahoana hoy izy ialasainy e!

izay indray aloha fa mahazotoa daholo e! tadidinialahy ilay frère antoina hoe frère désiré ilay malaza masiaka mihitsy tao dia mahay mampianatra izy an! fa masiaka fotsiny na dia tonton ako aza izy fa masiaka e!

izay fa veloma ry zalahy e!
6. iartistika ( 16/02/2005 16:32)
Ry Bezily,sy ry antoine de padoue,ary i gôjila no no tao t@ zany,de i ry om gui (tarika ny ainga)koa efa diry tao!
7. ikaretsaka ( 16/02/2005 18:13)
seforeran'ambodin'andohalo ve zany e?
8. iartistika ( 16/02/2005 19:25)
Izy ndrindra ry akama ah!le @ le vazon'ilôlô sy ny frongony!
9. dadabe ( 17/02/2005 08:43)
ny nidirako tao aloha dia nilalao baskety e :)
10. iartistika ( 17/02/2005 09:19)
Teo @ le kianja mikitaontaona?
11. daddybory ( 17/02/2005 12:50)
tena ry zareo cher frère ireny daholo e!

fa inona daholo hono izao no hataonialaisany e!

de haiza daholo sao mba misy hifankahitantsika sy mba hintantarana ilay toerana nianarana taloha e!

izay fa miandry ny valiny any aminareo indray e!
12. iartistika ( 17/02/2005 16:19)
Isika mtsam zao samy aty @ dezaka aty,ka tokony mbola hiampy mitsy le element,fa bobaka ry zalahy sy zavavy no lasa aty ah!
13. dadabe ( 18/02/2005 02:52)
8) :°)
14. daddybory ( 18/02/2005 13:14)
dia hahaona no hanaovantsika sy ialahy azy raha hitady namana nianatra tao ESJA iska fa ialahy angaha tsy mahafantatra num olona iray dia mba contacter dia izy indray no manamparitaka azy any aminy hafa e!
15. iartistika ( 18/02/2005 15:02)
Ka tena tsy mahakobo mihitsy zà,fa ngamba tena haka fanampiana avy any dago mihitsy!
16. methode ( 19/02/2005 20:35)
Za aloha 1995-1996 no tao e!! Fa tsy misy hita intsony ny akama!!! Ny sasany efa lasa dokotera!!
17. Ramaso ( 20/02/2005 06:05)
za lo tsy tao fa lalako rehefa manafika ilay sipakely manao tablier bleu marine sy robe fotsy tao ambanimbany tao tany e
18. dadabe ( 20/02/2005 06:39)
ramaso>maria manjaka zany kle
:lol:
19. iartistika ( 20/02/2005 09:07)
Ka nareo mihitsy anie le tadiavina ry methode eh!
20. razafy55 ( 21/02/2005 07:17)
ie zahay koa efa tao fa misy milay marina ao aminy marimanjaka ao an! sady hoe maditra hono ny sipa ao mitady kofa foana izay no heniko e!

izaho koa izao hitady fanampiana any dago fa mahafantatra namana nibosy tao ESJA mbola any dago fa lery manana adresy ny olona sasany aty amintsika aty fa teneniko anareo dia samy micontact avy eo e!

izay fa havelako indray ianareo aloha e! mahazotoa daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3858