ST JOSEPH ANDOHALO
44. methode
(
26/02/2005 10:16)
cutie> Ie! Ze niara-nianatra tamiko tao! Fa efatra fotsiny no mbaniara nianatra taminay tao ny sipa ko!!! Hihihihi! De efa lasan'ny olona daholo! Fa ny namana rehetra koa no tadiavina e!!
45. heryzoe
(
26/02/2005 11:12)
za konkoh efa nibosy tao ry zalahy hadinin'iala isany angaha i Pauvre sy Bonbon olona le aza
:-$
:-$
47. iartistika
(
26/02/2005 11:24)
Alatsinainy: jeriatrika(pauvre), aoka..;Ry tanindrazanay malala.....Marobe reo zandrinao....
49. iartistika
(
26/02/2005 17:59)
Ary nareo zany tena vao haingana raha tsy nahatratra an-dry pauvre ah!
50. methode
(
27/02/2005 23:58)
iartistika:Efa hoe mbola tratranay fa efa tsy pauvre intsony ko!!! hihihi
Ary nareo zany tena vao haingana raha tsy nahatratra an-dry pauvre ah!
:lol:
59. volavita
(
13/11/2005 19:46)
Za nianatra tao entre classe 6eme et TC,niala tao aho t@ 2000.......
Ny radir(directeur) tratrako tao dia i Frere Henri,Ra Hom Gui,......
F'iza moa nareo
Ny radir(directeur) tratrako tao dia i Frere Henri,Ra Hom Gui,......
F'iza moa nareo
60. volavita
(
24/11/2005 16:32)
Za koa mpianatra tao 6em ka hatramin'ny Terminal,.........
Tamin'ny 2000 aho no afaka baka.............,
Tsy manadino ny tary eh....Aty à Paris zao za no makamaka soufle depuis 2001
Tamin'ny 2000 aho no afaka baka.............,
Tsy manadino ny tary eh....Aty à Paris zao za no makamaka soufle depuis 2001
