ST JOSEPH ANDOHALO

21. iartistika ( 21/02/2005 08:39)
Miandry anao ny tary razafy55 ah! mahavelom-bolo mihitsy zany!
22. razafy55 ( 21/02/2005 09:47)
na izany aza fa mitadiava koa ry zalahy an!

faiza ilahy loha ry iartistika

fa ialahy ve dia tsy mahita any aminialahy ohatra izany

izay fa veloma vetivety e!
23. iartistika ( 21/02/2005 17:06)
Zà aty @ region parisienne,fa ny tena fahadisoako de za niala tany dago tsy naka adiresy -na bandy akama mitsy!
24. fijo ( 21/02/2005 21:12)
za koa tao amin'ny gali fa efa ela be.
25. razafy55 ( 22/02/2005 09:13)
any paris anyve lesy na dia iray olona fantatry ialahy dia tsy mahalala kofa nianatra tao ESJA e! handraso fa aminy vacance koa miakatra any paris dia anontany ao namako ao paris na mahafatantra kofa nianatra tao e!

izay fa hilaozana indray aloha e!
26. chipie1 ( 22/02/2005 09:42)
iza koa no nilaza oe maditra ny mpianatry i maria manjaka ? ry razafy55 :-@
27. razafy55 ( 22/02/2005 11:58)
satria izahay koa lesy mpandeha tao marimanjaka maka sipa ny namako aho dia mahita mbola sipa kely tsy ampy firy taona ery dia efa miaraka aminy kofa roa foana ankambiazany sipa ao e!

izay aloha fa veloma e! indrindra fa manana sipa ao ialahy dia mba jerijereo ihany lesy fa sao lasany sasany ialahy aty io an! bye!
28. chipie1 ( 22/02/2005 12:12)
ô razafy55 > za klou sipa fa tsu bandy e! :-D
29. iartistika ( 22/02/2005 16:32)
Tsy ampy lahiny mitsy ny sipa tao @ maria manjaka!
30. fijo ( 22/02/2005 21:28)
chipie hovian ndry no tao?
ny sipa kely tao aloha tena nalaza naditra marina e
31. methode ( 22/02/2005 23:40)
Mbola ireo fotsiny ve no ato hatramin'izao!! hihihi
32. razafy55 ( 23/02/2005 07:44)
o ry chipie1 an!

ai ianao sipa an! raha tsy maditra ianao izany dia sambatra mihitsy ny kofanao izany satria tsy mpiodina izany ianao fa raha sipa kely fantako tao marimanjaka aloha dia fantampantatro daholo fa maditra an! dia manao inona izao ianao e! sy aiza fa tena mavelombolo izany sipa hendry ianao an!

izay ry zalahy fa veloma e!
33. chipie1 ( 23/02/2005 08:42)
razafy55>aza raisina oe mitovy daolo fa nisy ny naditra ary nisy ny tsia tao aminy maria manjaka
fijo> 90-94 za no tao
34. ikaretsaka ( 23/02/2005 09:24)
chipie1:

iza koa no nilaza oe maditra ny mpianatry i maria manjaka ? ry razafy55 :-@

naditra ny mpianatry mopera (st michel) sy masera (marim) t@ andronay!
"fa miaraka tsiroaroa eran'antainarenina sy ambatonakanga sy amparibe"
hozizy ilay mopera izay! dia tara lava fa laozan-dry zareo mampiaraka!
de rehefa entrainement ana baolina dia tsy misy mahavita baolina ny bandikely rehefa alarobia hariva fa faly hizesta @ sipa fotsiny!
dia sous panier aza tsy maty
kivy mihitsy zahay entraineurs!!
35. chipie1 ( 23/02/2005 09:42)
fa tsy ny rehetra kosa hoa no naditra ! :lol:
36. razafy55 ( 23/02/2005 09:55)
misy aloha mpianatra hendry tao fa betsaka ihany no naditra e! ka laozanizalahy mifaninana aminy sipa fotsiny izany taloha mitovy aminy andro izao iny satria manenjika sipa izay betsaka zaka mihitsy indray izao dia hatao album mihitsy izay zaka hoy ny hafatra hazoko tany aminy kofa hankamako izay

izay indray fa veloma e!
37. dadabe ( 23/02/2005 12:32)
zah tena mbola tsy tao mihitsy raha tsy hoe milalao basikety angaha :roll:
38. fijo ( 23/02/2005 21:08)
chipie niaraka tamindry hoby izany.
39. methode ( 23/02/2005 22:37)
Ary sipa ve aloha le tadiavin-dry zalahy ireo ato sa ny namana rehetra tao amin'ny ESJA e?
40. chipie1 ( 24/02/2005 08:53)
fijo > ngambany :wink: :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4194