karamaina ny mpilahatra vary

1. samoina ( 10/02/2005 23:16)
Manoatra noho ny milahatra visas mankaty France ny filaharam-bary fa manomboka @ dimy maraina (05:00), ary misy ny manakarama olona hilaha-bary fotsiny

Pour la plupart, ceux qui n’arrivent pas à payer une personne pour faire la queue, c’est un vrai calvaire de faire la queue au quotidien car «la distribution des numéros s’effectue à 5 heures du matin et on est obligé de se lever à 4 heures pour pouvoir être dans les 82 personnes» dixit un jeune. En effet, le camion de l’armée ne dépose que 5 sacs de riz pour un vendeur. Un autre problème relevé par un père de famille est la gestion de son travail et l’achat de ce riz, il explique cela en disant « je suis obligé de négocier à mon patron de me libérer toute la matinée pour avoir mes 3 kilos de riz vers 11heures».
répondu par booboo le 27/02/2005 11:50
2. maditra ( 11/02/2005 00:04)
Aiza misy an'izany samoina?
3. Fanja1 ( 11/02/2005 07:29)
tena mampalahelo zany, aiza ary no hiafaran'ny gasy raha izao no mitohy.
4. kalya ( 11/02/2005 10:16)
Tsy henonareo ve tao @ radio nisy we tokony mandoa droit d'auteur ra8 satria Ratsiraka no namorona ny fampilaharam-bary de izy naka tahaka fotsiny ?
hihihihihihih c vrai non ? :lol:
5. Mija ( 11/02/2005 10:17)
inona no mba mahatonga ilay mpanarama hanao izany e!ary inona koa ny mahatonga ny sasany mety ho karamaina hanao izany ?
6. booboo ( 11/02/2005 12:59)
mba efa fidiram-bola kely ho an'lé manaiky ho karamaina klou, dé mbô afaka manantena ny hahazo ilay vary @ vidiny mora koa ilay mpanakarama
7. atmos ( 11/02/2005 14:16)
tsy misy faute n'ny mpanakarama na ilay karamaina izany e, sôsy ho an'ny boaky kely, nefa koa mi-rendre service ho an'izay tsy afaka milahatra
8. ra8mbandana ( 11/02/2005 23:54)
9. pitchou ( 13/02/2005 07:28)
samoina> aiza kay no misy an'izany? mety tsy hitako manbko satria ny anay tsy milahatra mihitsy! ny any am-piasana koa mikarakara mba tsy hanelingelina anay mpiasa izay resaka vary izany! izany hoe anontaniana anay mpiasa ze vary ilainay d ny orinasa no maka ny vary, d ao am-piasana no alaina! ary b d b ny orinasa manao an'izay!
na particulier aza hono ka mahazaka maka vary @ gony d afaka maka any am-potony!
ny toro-hevitra nomenay ny namana miasa tena (tsy manana orinasa haka ny variny) dia mitambatra dia olona iray ihany no maka ny vary! d akuna matata!
10. xxx ( 13/02/2005 15:12)
pitchou sy ireo namana isany / Tsy ilay samoina taloha fantatrareo io ps io fa samoina vaovao tsy misy hifandraisana amiko na akaiky na alavitra. Tsy haiko ny fahamarinan'izay lazainy fa sady tsy mitovy izahay no tsy sahala e !
Samoina taloha :wink:
11. ra8mbandana ( 13/02/2005 21:57)
pitchou> za ko nahita an'io tao amin'ny gazety les nouvelles. Sambatra ianareo izany mahazo iray gony fa tsy mba milahatra toy ny SARAH-BABEM-BAHOAKA.
Notapahin'i samoina ilay izy fa izao ny ao:

«Miandry fa gasy» (l’attente est malgache) est une expression populaire bien connue pour ironiser une situation de longue attente. «Attendre et faire la queue pour le riz rationné nous rappelle le temps de l’ancien président», affirme cette mère de famille qui a son bébé derrière son dos, avec un air désabusé de la situation et de son numéro 50 à la main. En effet, c’est le sentiment général ressenti par les gens qui font la queue devant ces magasins ou épiceries qui attendent leur part de livraison journalière. L’ambiance est à son paroxysme quand le camion vert de l’armée arrive, il est impossible pour les responsables de la distribution de gérer la reprise de la file d’attente car les propriétaires des paniers se sont alignés tout au long du trottoir. Le commerçant de l’épicerie a pris un mégaphone pour calmer la foule, ayant attendu depuis 6 heures du matin, en rassurant qu’il y en aura pour tout le monde et qu’il faut respecter la file d’attente. La notion du temps disparaît dans ce contexte de pénurie, les gens espèrent simplement que le camion de livraison ne les a pas oublié puisqu’ils attendent depuis quatre heure du matin et il est déjà 11 heures.

Pour la plupart, ceux qui n’arrivent pas à payer une personne pour faire la queue, c’est un vrai calvaire de faire la queue au quotidien car «la distribution des numéros s’effectue à 5 heures du matin et on est obligé de se lever à 4 heures pour pouvoir être dans les 82 personnes» dixit un jeune. En effet, le camion de l’armée ne dépose que 5 sacs de riz pour un vendeur. Un autre problème relevé par un père de famille est la gestion de son travail et l’achat de ce riz, il explique cela en disant « je suis obligé de négocier à mon patron de me libérer toute la matinée pour avoir mes 3 kilos de riz vers 11heures».
12. pitchou ( 14/02/2005 17:51)
ra8mbandana> booooooffffffff! ny gazety avy eto moa ve tsy hahita lazaina fona! ny vitsika kely lasa ngeza noho ny elefanta ho an'ny sasany moa! sahala @ le in-1 mandeha izay lazaina fa nisy jiolahy nirongo basy nanafika ny magazay tsy tononoko anarana izahay mpiantsena tao tà ora nolazaina tsy nisy nahita moa ny caissier sy tompon'ny magazay nanao démenti t@ gazety! efa nisy izany!
ny sarah babem-bahoaka any aminay tsy milahatra ka!
13. fijo ( 15/02/2005 22:50)
izay izany.misy le zavatra dia hitarina be avy eo
14. intelligenzia ( 15/02/2005 22:58)
Mahatsikaiky ahy ity resakao ry pitchou. raha mandainga na manitatra milaza zavatra tsy marina ny gazety maninona tsy gadraina? Firy ny mpanao gazety efa nampidirina fitsarana?

pitchou miresaka vary:
ny sarah babem-bahoaka any aminay tsy milahatra
Mba aiza loatra re izany any aminareo? Sao dia ao @ MAGRO fa sahala amin'ny milaza ny tsy anontaniana ity ianao. :lol:
15. xxx ( 16/02/2005 06:19)
"tribune":
«Ny mpanam-bola no tena mahazo ny vary Ar 700, manjaka ny risoriso»

http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=527&ART=8782

"pitchou":
aiza kay no misy an'izany? mety tsy hitako manbko satria ny anay tsy milahatra mihitsy!


hafahafa ny any amin-dry pitchou
16. pitchou ( 16/02/2005 18:25)
ie! nenay ny orinasa matanjaka ka, satria ny saina kely mba anananay ampiasainay! nandefa fangatahana vary tany izahay mba ahafahanay miasa ara-dalana! fa tsy izahay irery akory no nampiasa sainaotran'izany ary izay fika kely izay nozarainay t@ toeram-piasana namana sao mba mahasoa azy koa! izay ange no tsy takatry ny intellizensss mitsingevana fa tsy miteha-tany e! io koa moa samy manana ny tiany hampiasana ny saina hananany ka d tsy anomezana tsiny anao e!

xxx> izahay indray d tsy mpanao resaka xxx ka! mazava tsara daholo izany rehetra izany!
17. xxx ( 16/02/2005 22:38)
inona ry pitchou ny mahasamihafa ny resaka xxx sy ny resaka risorisom-bary?
18. pitchou ( 17/02/2005 18:22)
ngah enao manao risorisom-bary? 8O efa tsy izany intsony izao fa atsaharo sao tratranb'ny olona eo ka lasa kitoza!
19. intelligenzia ( 18/02/2005 02:09)
NOUS SOMMES A MADAGASCAR

Edition du 18.02.2005

Nombreux sont ceux qui n’ont plus eu de riz comme aliment de base depuis deux années. Ils vivent de manière traditionnelle dans les forêts des falaises Betsimisaraka qui longent la côte orientale. Ils ont renoncé à cultiver du riz depuis que le régime a annoncé que ceux qui pratiquaient le tavy (culture sur brûlis) étaient passibles d’emprisonnement. Ces populations ont abandonné la riziculture par peur du gendarme. C’est un fait véridique et réel. A cause d’une carence en matière de communication de masse, le rhéteur de service qui aurait dû apprendre à tourner sa langue sept fois dans sa bouche avant de parler a poussé des milliers de paysans crédules à abandonner la friche pour revenir à la cueillette et à la chasse, un mode de vie antédiluvien. Eh oui !, nous sommes à Madagascar.


20. pitchou ( 18/02/2005 19:08)
eh! oui! zà kou aty madagasikara! ary intellizensss kou ve? d zà kou tsy mankasitraka ny hanaovana tavy satria tsy vary indray taona ihany no hahavelomana taona maro! raha nila teknisiana rizareo d mety ho nanolo-tena ihany aho saingy mpitsara hitsara ze tratran'ny zandary manao tavy no ilaina eto fa tsy izany d aleoko mipetraka! d mifaly be rehefa maheno hoe mihena hono ny fandripahana ala ary na atsy! tena marina! @ zay mba mitobo ny rano manondraka le tanimbolikeliko ary ananona ary!
sao mba afaka mampianatra an-drizareo @ fampiasana tany kosa alou i intellizensss e! aiza no d hoe tsy maintsy handripaka ala foana isan-taona izao! @ farany hanome tsiny an'iza indray hoe ba nahavokatra vary 1 kapoaka fa aiza ze kitay handrahoina azy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834