karamaina ny mpilahatra vary

21. intelligenzia ( 19/02/2005 03:52)
Za koa mitsipaka ny doro tanety fa mba vakio eo ambony anie ilay hoe:

A cause d’une carence en matière de communication de masse, le rhéteur de service qui aurait dû apprendre à tourner sa langue sept fois dans sa bouche avant de parler a poussé des milliers de paysans crédules à abandonner la friche pour revenir à la cueillette et à la chasse

mianara tsara ihany rankizy fa sao ataon'ny olona ho maivan-doha ka miteniteny foana tsy voahevitra a!
22. pitchou ( 21/02/2005 20:30)
le mandray an-tendrony no tena maivan_doha @zany ka! ary aleo indraindray olona mitsotra izay mandalo ao an-tsainy toy izay le olona tia fitapitaka sy feno fihatsaram-belatsihy ireny! manao ambodia muitafy hodi-janak'ondry hozy ny sasany! raha izay no tiany lazaina, d aleo ataony an'izay toy izay le hoe: fanaon'ny ntaolo ze tsy bola hita ze naharatsy azy ka d aleo tohizana fa rahoviana tokoa moa vao hahatapitra ny ala atsinana!! juste pour faire plaisir satria izay no andrasan'ny sasany na d fantatra aza fa tsy mety!
23. fijo ( 24/02/2005 22:29)
intell tsy hiditra amin'ny fifamalianareo aho,fa aminao kosa ve tsy efa zavatra iray mivaingana ny fanenana ny tavy????? gaga ary faly aho nahita io voasoratra io fa kay izany mba efa nihena io loza be mitatao amin'ny firenena io?
ary raha mitoy izao,tsy ho ela dia hiverina amin'ny madagascar tamin'ny 1960 isika.izany hoe tany maitso sy tsara tarehy.(lalana sy tanana)gaga aho amin'ilay hoe maty ny vahoaka.gaga koa anefa aho fa raha ny villa aty frantsa dia azo ampidirina ao anatin'ireo villa ngezabe ao mada ireo.gaga ihany koa aho raha mba teny analakely ny alina ka mahita ireto zatovo lahy sy vavy amin'ny fiara izay manahirana ny mividy azy aty frantsa.nefa dia mitandahatra eo analakely.ary raha ny endrika hitako teo analakely dia tsy hendrika tsy ampy sakafo mihintsy.
ka asa fa za tsy nipetraka maharitra tany ka tsy dia haiko loatra
24. intelligenzia ( 24/02/2005 22:44)
Za koa faly mihena ny tavy. Fa ny "ambonin'ny lalana" hoa mahavita manondrana hazoala foana na voarara aza e! Ny tavy mihena fa ny ala miha-ripaka foana! Dia ilay mpitrongy vao homana no homan'ny tsy misy sady voaendrikendrika na tsy manao tavy intsony aza...
25. pitchou ( 25/02/2005 19:21)
ka modia haingana enao hanarina ze kely sisa tsy mety e! kely sisa fa tongava malaky d afaka milaza enao fa enao irery no nahavita namongotra an'ireo!
rahatrizay tsy misy intsony ny mimenomenona fa mandray anjara @ ze tandrifina azy daholo ny gasy rehetra d tsy hisy intsony ireo!
26. intelligenzia ( 25/02/2005 23:50)
ho fongoriko mihitsy miaraka @ vahoaka ireo miseho ho "ambonin'ny lalana" miaraka aminareo ireo fa aza maika. Ary izaho tsy mirehareha sy mpanao ronono an-tavy :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. pitchou ( 27/02/2005 11:14)
ary aza lasa-ko vavany fotsiny aza fa ataovy e! rahoviana? rahampitso sa anio? aza iandrasana ny fiainana any akoatra fotsiny
28. booboo ( 27/02/2005 11:50)
:-D :-D io ara fa tsy ny vevavy ihany no " lasan-ko-vavany " =D> =D> =D> =D> bien pitchou =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1291